13/04/2026
Ho anareo vehivavy cรฉlibataire.
๐ข MITADY VADY ILAINA HANDOVA NY HARINY IZY ๐ข
Ilay miliardera britanika teraka taminโny 1945, Benjamin Julian Alfred Slade, dia nanambara fa mitady vady izy mba hahafahana mandova ny hareny.
๐ Nambarany izany nandritra ny fandraisany anjara taminโny fandaharana fahitalavitra This Morning (ITV).
๐ฌ Mbola tsy fantatra na hahita vady mety aminy tokoa izy na tsia, saingy efa nahasarika resaka betsaka ilay fanambarany