Najary'Shop

Najary'Shop Boutique d’articles ménagers et accessoires de cuisine, vaisselle & Décoration, gadgets et accessoires tech, diverses modes homme, femme et enfant.

Izahay ato @ Najary'Shop Tamatave dia mirary fety sambatra ho antsika jiaby 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
25/06/2026

Izahay ato @ Najary'Shop Tamatave dia mirary fety sambatra ho antsika jiaby 🇲🇬🇲🇬🇲🇬

🇲🇬🇲🇬 Asaramanitra eee 🥳🎉🇲🇬🇲🇬👉 Mbola misy ny kilalao azo atao arendrina a!👉 Misy décoration ho an'ny fety ihany koa Najar...
24/06/2026

🇲🇬🇲🇬 Asaramanitra eee 🥳🎉🇲🇬🇲🇬
👉 Mbola misy ny kilalao azo atao arendrina a!
👉 Misy décoration ho an'ny fety ihany koa

Najary'Shop aty akaiky rond point fripe zone

📞 0340202416/0320725000 ou mp

🎊🇲🇬 Asaramanitra 2026 🇲🇬🎊🇲🇬🇲🇬Ho antsika mitady décoration 26 juin🇲🇬🇲🇬Najary'Shop Tamatave akaiky rond point fripe Zone (...
18/06/2026

🎊🇲🇬 Asaramanitra 2026 🇲🇬🎊

🇲🇬🇲🇬Ho antsika mitady décoration 26 juin🇲🇬🇲🇬

Najary'Shop Tamatave akaiky rond point fripe Zone (axe Boulevard Augnageur, route vers pompier)

👉 15 000 Ar ny paquet
👉 10 mètres ny iray paquet

Vitsy dia vitsy fa aza tara

📞0340202416/0320725000 ou mp
Manao livraison koa an

🤩 Alahady 21 juin izao ny fête des pères o! 🥳✨😍 Tongava mijery cadeau ato @ Najary'Shop Tamatave👉 Aty akaiky rond point ...
16/06/2026

🤩 Alahady 21 juin izao ny fête des pères o! 🥳✨

😍 Tongava mijery cadeau ato @ Najary'Shop Tamatave

👉 Aty akaiky rond point fripe zone (Cité Duplex, axe Boulevard Augnageur, route vers pompier)

📞 0340202416/0320725000 ou mp

Savasavao ary ny sary dia aza misalasala manontany 🥰

15/06/2026

Tongava mijery kilalao fa efa vitsy dia vitsy sahady sisa

Najary'Shop Tamatave, akaiky rond point fripe zone axe Boulevard Augnageur (Route vers pompier)
🇲🇬🇲🇬🎊

😱 Arrivage kilalao o! 🤩A partir 30 000 Ar dia mahazo an'ireto kilalao tsarabe ireto an! 🎉Ndao hampifaly ny kilonga  feti...
13/06/2026

😱 Arrivage kilalao o! 🤩

A partir 30 000 Ar dia mahazo an'ireto kilalao tsarabe ireto an!

🎉Ndao hampifaly ny kilonga fetin'ny Asaramanitra izao sady kely sisa dia vacances 🥳🇲🇬🇲🇬

😍 Aza tara fa tongava aingana aty @ Najary'Shop Tamatave 🏃🏃

🇲🇬

✨🔊 NOUVEAUX ARRIVAGES CHEZ Najary'Shop!Faites vibrer vos journées avec nos toutes nouvelles enceintes Bluetooth 🎶🔋 Grand...
12/06/2026

✨🔊 NOUVEAUX ARRIVAGES CHEZ Najary'Shop!

Faites vibrer vos journées avec nos toutes nouvelles enceintes Bluetooth 🎶

🔋 Grande autonomie pour profiter de votre musique partout

✅ Connexion sans fil
✅ Son puissant et de qualité
✅ Design tendance et facile à transporter

📩 Contactez-nous en mp ou
📞 0340202416 / 0320725000

👉 Réserver le vôtre avant rupture de stock !

😍 Ehh ohh!!! Aza adino fa @ 21 juin anie ny fête des pères e!🎁 Tongava mijery cadeau ho an’ireo super héros antsika ireo...
11/06/2026

😍 Ehh ohh!!! Aza adino fa @ 21 juin anie ny fête des pères e!

🎁 Tongava mijery cadeau ho an’ireo super héros antsika ireo aty @ Najary'Shop

😱🤩Aza miala lavitra koa fa ho avy tsy ho ela ny arrivage fety o!

☕Ito machine à café ito indray no atolotra ho antsika ilay mpakafy café

🤩Iza avy ilay nitady assiettes en série o ?✨😍Tongava fa maro izy ato 😍✨👉 Misy afaka mandeha par pièce ko an ! Najary'Sho...
09/06/2026

🤩Iza avy ilay nitady assiettes en série o ?

✨😍Tongava fa maro izy ato 😍✨

👉 Misy afaka mandeha par pièce ko an !

Najary'Shop akaiky rond point fripe zone, axe Boulevard Augnageur Tamatave



📞 0340202416/0320725000 ou mp

🤩🥰 Mirary herinandro mahafinaritra ho antsika indray o! 🥰🤩😍 Aza adino fa @ 21 juin ny fête des pères a 😍✨🎁 Betsaka ny za...
08/06/2026

🤩🥰 Mirary herinandro mahafinaritra ho antsika indray o! 🥰🤩

😍 Aza adino fa @ 21 juin ny fête des pères a 😍✨

🎁 Betsaka ny zavatra azo atao fanomezana ho an'ny papa ato @ Najary'Shop

👉 Savasavao ny sary, mbola betsaka ihany koa nefa ny tsy ao @ sary

📞 0340202416/0320725000

Address

Toamasina

Telephone

+261320725000

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Najary'Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Najary'Shop:

Shortcuts

Share