16/07/2023
Sera ka sera ! Varotra ka varotra ! Fiainana ka oe fiainana Fa dia sahirana ny olona ! 😪✊️😪! @ zao mangatsiaka zao !
Tena omena courage sahady ✊️🙏✊️❤
Midika zavatra betsaka ity sary nalain'i Renaud Rianasoa Raharijaona ity‼️ 🤐Andao mba tsy ho be ady varotra rehefa mividy eee, izany a 👍👍👍