Kiala jejoo

Kiala jejoo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kiala jejoo, Shopping & retail, Toamasina.
(1)

Beauté, style & voyages autour du monde ✈️🌎
💅 Kiala Jejoo Glows Studio
🎥 Inspiring women to glow everywhere

✨Bijoux inoxydables, 💍📌
Mise en beauté & onglerie
+261343655534 📱
Tamatave 501

Fa toh mangatsika be Raki aty aminareo aty☃️🥶😅 💖misy Vide bijoux inoxydable amle mbola luxe be daholo alefako eo. Fa tsy...
28/08/2026

Fa toh mangatsika be Raki aty aminareo aty☃️🥶😅

💖misy Vide bijoux inoxydable amle mbola luxe be daholo alefako eo.
Fa tsy dispo eto Tana fa any aminay any ah😅🤭

Bisous bisous 😘

Coucou 💐🥹💖 Izao vao misy Hery kely indray dia andray commande eto Tana eh💐😁Iza ilay mila cadre Money personalisé eto Tan...
26/08/2026

Coucou 💐🥹💖
Izao vao misy Hery kely indray dia andray commande eto Tana eh💐😁

Iza ilay mila cadre Money personalisé eto Tana?
Araraoty fa mandalo ihany izahay no eto ahnn 🥰🎁

Bisous bisous 💋

✨ Aujourd’hui, Kiala Jejoo célèbre une nouvelle année de vie… Une année de plus pour grandir, apprendre et continuer à c...
23/08/2026

✨ Aujourd’hui, Kiala Jejoo célèbre une nouvelle année de vie… Une année de plus pour grandir, apprendre et continuer à construire avec passion. 🤍
Merci à toutes celles et ceux qui accompagnent cette belle aventure. Que cette nouvelle année soit remplie de réussite, de créativité et de belles surprises. 🎂✨💖

Step by step 🥹💐💖🥰💐Vitako tao ihany ity defi keliko ity🥹 Tena hoe 15min isanandro no mba nanako nanaovako azy miaraka am’...
18/08/2026

Step by step 🥹💐💖

🥰💐
Vitako tao ihany ity defi keliko ity🥹
Tena hoe 15min isanandro no mba nanako nanaovako azy miaraka am’ilay olona kelinay mamikely 💖😅

💖💖

Coucou nareo🎀 zay indray vao tonga eto amin’ny pejy fa mbola sahirana tamin’ny adidy sy andraikitra maro samihafa teo eh...
17/08/2026

Coucou nareo🎀 zay indray vao tonga eto amin’ny pejy fa mbola sahirana tamin’ny adidy sy andraikitra maro samihafa teo ehh🥹💖
Vita soa ny famonosan-damba an’i Dadabe sy Bebe💖
Mandrapitafa rô😘💐💐

Mandray commande satroka ihany koa izahay ahh🙏💖

🥰🫶🏻🎉🎊Lehibe tao ity olona mamikelinay ity💖Noho izy no mbola mapijoro hatrany ity page kelin-tsika ity satria izy no chef...
31/07/2026

🥰🫶🏻🎉🎊Lehibe tao ity olona mamikelinay ity💖

Noho izy no mbola mapijoro hatrany ity page kelin-tsika ity satria izy no chef-nay 😁🥹
Tsy mahalala reraka izahay fa miasa foana💖

Bisous be hono nareo 😘😘

🥰🍷ity loko ity koa tsy ratsy ah😋Mandray commande sy idée anareo hatrany izahay ah🥰Afaka miantso avy hatrany raha misy il...
28/07/2026

🥰🍷ity loko ity koa tsy ratsy ah😋

Mandray commande sy idée anareo hatrany izahay ah🥰

Afaka miantso avy hatrany raha misy ilaina maika 🦋
034 36 555 34📞

Coucouu 🥰💖Avant&Apres maraindraina kely🫶🏻Merci akie amin’ny fahatokisana ah🥹😘💖Aza adino ny manaraka ny page😘😘
28/07/2026

Coucouu 🥰💖

Avant&Apres maraindraina kely🫶🏻
Merci akie amin’ny fahatokisana ah🥹😘💖

Aza adino ny manaraka ny page😘😘

Coucou 💖Ity indray ny cerise 🍒 kelyy😋Mandray Rendez-vous hatrany akiie ahh💅
25/07/2026

Coucou 💖
Ity indray ny cerise 🍒 kelyy😋

Mandray Rendez-vous hatrany akiie ahh💅

Address

Toamasina

Telephone

+261343655534

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kiala jejoo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Kiala jejoo:

Shortcuts

Share