20/06/2026
Ry zalahy sy zavavy Otaku mitovy amiko , manga fans sns, vendr*n* nareo.
Mbola miaro be fahatany ny ankamaroan'ny commentaires ,satria tsy ilay anime hono no diso fa ireo ray amandranin'ilay zaza .
Les gars ,je suis un grand fans de manga ,kdrama et tout ce qui va avec , tena mpankafy ireo japonais sy koreanina ireo izao manoratra aminareo eto.
Fa izao ary ,tsy ny zanakareo no maty dia mora ilay miteny sy manome tsiny.
Fintiniko ny hafatra ry zareo ah , tsara ny animé sy ny kdrama sns ,tena hoe kalitao/tantara/mpilalao TOP ... gratuit ny mijery an'ireny .
Tadidio fa ny zavatra gratuit dia misy tambiny daholo ,tsy vendra**r* ny vazaha handany fotoana amin'io ka ho jeren'la maimaimpoana .
Izaho manokana mahatsikaritra fa hafa ny tamin'ny andronay ry Naruto sy ry Chin Chan sns .
Ny amin'izao kosa tena efa zavatra hafa (fa mbola hereko ihany).
Efa zavatra hafa ny amin'izao hoy aho , trafic d'influence ...misy investisseurs ao(manaova fikarohana lalina) ary tsy iza izany fa ny team LGBT.
Ny remarque ako manokana an, tao anaty 10 taona lasa izay dia centré makany amin'io resaka io ny diffusion rehetra (Resaka drogue,homosexualité, su***de)
Faranako amin'ilay topic eto, tsy ilay Death Note (directement) no namono ilay zaza ry otaku namana vendr****r* sasantsasany fa ilay influence haterany .
Vao misy olana kely dia ny hamono tena no solution ,volavolaina amin'izany ny sain'ny zaza ankehitriny.
Vao misy tsy tiana kely eny amin'ny vatana eny dia ny hanova sexe satria hoe je ne m'aime pas je me sens pas bien dans ma peau.
Indrindra moa ka hoe jerena manokana ny cas an'ity zaza ity , sady tsy tiany ny tenany no misy fisainana mampanantena azy hoe ny famonoana tena no "Rituel" hahafahany mivadika ho bandy kely.
Su***de ,homosexualité,dépression,puberté ...fananmpin'ireo mety ny réseaux sociaux , nitambatra ireo dia voavolavola tao ny sain'ilay zaza ka resy lahatra izy hoe mety ilay mamono tena. Et je répète encore , ireo zavatra jerentsika ireo dia gratuit fa misy tambiny .
Mijery Netflix enao ,tsy maintsy misy PD ao , raha tsy PD d Lesbienne, raha tsy homo dia resaka su***de . Na genre action io na drame na inona dia tsy maintsy misy an'ireo.. volavolain'io ny sain'ny tanora amin'izao .
Vola be no arotsaky ny LGBT ha hi-normaliser an'io.
Taloha tsy normale ny mahita tay eny rehetra eny fa rehefa hitanao isanandro eny ilay tay tsy sy eroa dia lasa normale ,misy aza moa dia ilay tay mihitsy no lasa stars(mpihira ,mpilalao sary mihetsika sns ) dia iny ianao hilaza hoe "Milay kosa izany tay izany" ...manomboka eo enao te hivadika tay raha tsy mandinika tsara .(3)