Fandresena Henintsoa

Fandresena Henintsoa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fandresena Henintsoa, Shopping & retail, Toamasina.

ABONNEZ-O ny PAGE fa misy TENIN'ANDRIAMANITRAπŸ“–πŸ™πŸ» ifampaherezantsika sy VAROTRAπŸ›πŸ‘—πŸ‘• zavatra mahasoa ato
πŸ‘¨β€πŸ‘©β€πŸ‘§β€πŸ‘¦Chacun mΓ©rite d'Être Briller.
πŸ“–Isaia61:3b: Mba hanaovana azy hoe hazon' ny fahamarinana ,Nambolen'i JΓ©hovah ho fampisehoamboninahitra

MBOLA afaka ny hiarina ny fiainanao Raha mbola Andriamanitra no itokianao.πŸ™πŸ»πŸ‘πŸΌ Jeremia 1: 5
22/05/2026

MBOLA afaka ny hiarina ny fiainanao Raha mbola Andriamanitra no itokianao.πŸ™πŸ»πŸ‘πŸΌ
Jeremia 1: 5

Atolory an" i Jesoa ny fonao πŸ™πŸ»β€πŸ§ŽπŸ§Žβ€β™€οΈ.Ohabolana 23 : 26
20/05/2026

Atolory an" i Jesoa ny fonao πŸ™πŸ»β€πŸ§ŽπŸ§Žβ€β™€οΈ.
Ohabolana 23 : 26

19/05/2026

Velona Jesoa🀴,ka izany fahavelomany izany anie amelona ny zavatra maty rehetra eo amin" ny fiainanao. πŸ™πŸ»

Jesoa no ilain' io fiainanao io.πŸ™πŸ».Jeremia 31 : 3Jaona 3 : 16.
19/05/2026

Jesoa no ilain' io fiainanao io.πŸ™πŸ».

Jeremia 31 : 3
Jaona 3 : 16.

Azo resena ny faka-panahy πŸ§Žβ€β™€οΈπŸ“–πŸ™πŸ».Vakio : Matio 4: 1-11
18/05/2026

Azo resena ny faka-panahy πŸ§Žβ€β™€οΈπŸ“–πŸ™πŸ».
Vakio : Matio 4: 1-11

21/04/2026

Efa vitan" i Jesoa ny fanasitranana,fanafahana fa ny FINOANAO no ilaina dia ho sitrana sy ho Afaka ianao.πŸ™πŸ»

20/04/2026

Minoa Fa mahay MAMPANDRESY anao ao anatin" io olana io ANDRIAMANITRA dia ho hitanao ny VONINAHINY vakio: Jaona 16 : 33

Arabaina nahatratra ny taona 2026 isika rehetra. πŸŽ‰Manaova fety sambatra. Mirary taona feno fahasalamana sy fahombiazana ...
01/01/2026

Arabaina nahatratra ny taona 2026 isika rehetra. πŸŽ‰Manaova fety sambatra.
Mirary taona feno fahasalamana sy fahombiazana ary Fitahiana ho antsika.
ANDRIAMANITRA Anie homba antsika hatrany ka itarika ny fiainana mandritra ity taona ity.πŸ₯°πŸŽ‰πŸŽ.
Izay planina tsara nomanin" Andriamanitra ho anao anie ho tanteraka avokoa .
Taona tsara ho anao ity taona ity.πŸ‘πŸΌ

31/12/2025

Arabaina nahatratra ny farany taona daholo dia samy hatratra ny taona vao2 izay eo ambany fitahian" Andriamanitra πŸ₯°πŸŽ‰

Isaory an" Andriamanitra izay niseho tamin" ity taona ity .Tesaloniana 1 : 5: 18
27/12/2025

Isaory an" Andriamanitra izay niseho tamin" ity taona ity .
Tesaloniana 1 : 5: 18

Aza variana manamelotena amin" ny olana mianjady  fa MANGATAHA hery amin" Andriamanitra iatrehana ny zava-misy mba ivoah...
22/11/2025

Aza variana manamelotena amin" ny olana mianjady fa MANGATAHA hery amin" Andriamanitra iatrehana ny zava-misy mba ivoahanao amin"izany.πŸ™πŸ»

Address

Toamasina

Telephone

+261343807494

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fandresena Henintsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Fandresena Henintsoa:

Share