Feno Mora prix

Feno Mora prix Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Feno Mora prix, Shopping & retail, Toamasina.

MARO NY MPAMPIASA  MOTO ETO MADA , NEFA VITSY NY MAFATATRA NY  RÉFÉRENCE TOKONY HO AMPESAINYAzavaiko ato anaty ity pub i...
11/07/2026

MARO NY MPAMPIASA MOTO ETO MADA , NEFA VITSY NY MAFATATRA NY RÉFÉRENCE TOKONY HO AMPESAINY

Azavaiko ato anaty ity pub ity ny mahasamihafa ny réference
20w50 / 15w50 / 15w40 / 10w40

Tena maro ianareo no hitako mihaina eo ambon'ny tsy fahalalana ka lasa manimba ny moto anareo tsikelikely isan'andro izany

Ny antony dia tsy mahafatra akory ianareo fa ny moteur tsiraray ne dia manana ny hafanany tsiraray mampiavaka azy. Izy io no atsoina hoe (VISCOSITÉ)

mila fatatsareo io raha te itaiza môtö haharitra amatony maro
eo ampelatananareo ianareo

Inon marina ary ny mahasamy ireo réference ireo :

Ireto ny fanazavana tsotra momba ny référence huille
20W50 / 15W50 / 15W40 / 10W40

1️⃣ - Ny isa voalohany hitanareo hoe : (10W , 15W , 20W) dia manondro ny fahafahan’ny menaka mikoriana rehefa mangatsiaka ny moteur. (mbola vao hafanaina zan'ny moteur dia miasa ity isa volohany ity)

2️⃣ - Ny isa faharoa indray (40 na 50) dia manondro ny
hatevin’ny menaka rehefa mafana ny moteur.
(Rehefa mandea sy mafana izan'ny moteur zay vao miasa ity isa faharoa ity)

👉10W-40
Malefaka kokoa rehefa mamelona azy vao maraina
Mora mikoriana ao anaty moteur koko izy
Mety amin’ny moto vaovao na mbola tsy nahavita km maro be
Fa miakina amin'ny VISCOSITÉ foana

👉15W-40
Somary matevina kokoa noho ny 10W rehefa mangatsiaka.
Ampiasaina amin’ny moteur sasany mila huile antonony izy io
Tsara amin’ny utilisation mahazatra fa mila mahafatatra ny
VISCOSITÉ ny moteur anao fotsiny ianao vao mampiasa azy

👉15W-50
Mitovy amin’ny 15W amin’ny froid
Matevina kokoa rehefa mafana noho ny 15W-40
Mety amin’ny moteur mandeha mafy be foana na mora mafana aingana be ny moteur , fa miakina amin'ny viscosité foana anefa

👉20W-50
Matevina kokoa rehefa mangatsiaka ny andro
Indrindra rehefa mafana be ny andro
Mety amin’ny moteur efa antitra be izy ty na efa nahavita km 60000km miakatra,
na ko hoe miasa amin’ny toerana diso mafana be loatra ko hoatra

Ho anareo manana BOKY ny moto anareo dia mahafatatra
tsara ny HUILLE tokony ho ampesainareo ianareo satry misoratra ao ny VISCOSITÉ ny moteur nareo sy ny HUILLE tokony ho ampesainareo , indrindra fa ny RÉFERENCE satsy
io ny zava-dehibe indrindra

Rah hoatra ka mbola anisan'ny ireo olona mampiasa marika
MENAKA sy RÉFÉRENCE tsy fatatsao akory zany ianao hoe :
Mety amin'ny VISCOSITÉ ny moteur-nao ny HUILLE ampesainao dia soraty ao amin'ny commentaire hoe
👉DOCUMENT👈

dia andefasanay ny INFON makasika io document io ianao

Indrindra fa ianao nividy moto Bonne occasion io☝️
Ireny mantsy tsy misy boky miaraka aminy itsony

Centre_Moto_Conseil
Vonona anome conseil sy hanampy anao amin’ny tsy fahalalanao izahay
Mianara mikarakara moto, mba tsy hiandry ho simba vao manamboatra.

NDAO HIANATRA HIKARAKARA EE🔥🔥🔥

Aza mandany vola amin'ny formation lafo! Efa misy ato ny PDF feno momba ny: ✅ Mécanique Moto ✅ Mécanique Auto ✅ Entretie...
29/06/2026

Aza mandany vola amin'ny formation lafo! Efa misy ato ny PDF feno momba ny: ✅ Mécanique Moto ✅ Mécanique Auto ✅ Entretien sy Réparation ✅ Cours CAP Mécanicien ✅ Électricité Auto sy teknika maro hafa

📚 Mora vakiana, feno sary sy fanazavana. 🎯 Mety ho an'ny vao manomboka sy ireo te hanatsara ny fahaizany.

Vidiny mora. 📲 Alefa avy hatrany rehefa voamarina ny fandoavana ilay sarany Kely

Liana? Soraty fotsiny hoe "Mécanique" ao amin'ny commentaire, dia handefasako MP ianao. 👇🔧

👉 Investissement kely anio, fahaiza-manao lehibe rahampitso! 🔥🔧

Quel merveille 😍
29/06/2026

Quel merveille 😍

Fanontanina nisy nametraka tato dia ho valiko eto mba ho itan'ny rehetraSamy hafa ve ny menaka pont sy ny menaka moteur ...
25/04/2026

Fanontanina nisy nametraka tato dia ho valiko eto mba ho itan'ny rehetra
Samy hafa ve ny menaka pont sy ny menaka moteur ?
ENY, tena samy hafa mihitsy!
1. Menaka moteur (huile moteur)
- Ampiasaina ao anaty moteur
-Manalefaka ny piston, cylindre, soupape…
- Miaro amin’ny hafanana sy friction
-Mila soloina matetika (1000–2000 km)
2. Menaka pont (huile de transmission / gear oil)
--- Ampiasaina ao amin’ny “boîte arrière” (engrenage)
--- Izy no manalefaka ny pignon sy couronne
-Matevina kokoa noho ny huile moteur
Tsy soloina matetika (3000–5000 km)
--ZAVA-DEHIBE mila fantarina:Aza afangaro mihitsy ireo menaka ireo
**Menaka moteur # menaka pont
Raha diso menaka:
mety ho simba ny moteur
mety ho potika ny transmission
Astuce kely: Jereo foana ny niveau menaka
**Ampiasao menaka tsara kalitao
** Araho ny interval de vidange
Moto voakarakara dia maharitra ary mandeha tsara!

18/04/2026
Dragon😂
16/04/2026

Dragon😂

Kitiho alou le suivre👆Aona ty kymco jr ty  zalah?😅mba alatsaho ao @ coms nenareo hakana inspiraka☺️
14/04/2026

Kitiho alou le suivre👆
Aona ty kymco jr ty zalah?😅
mba alatsaho ao @ coms nenareo hakana inspiraka☺️

Iza ilay abonnés tsy mety mahazo cadeau mihitsy rehefa amin'ny lalao hoatran'izao? 🥹ALEFASO AMZAY ARY 🤩🤩Omena ny loka ho...
12/04/2026

Iza ilay abonnés tsy mety mahazo cadeau mihitsy rehefa amin'ny lalao hoatran'izao? 🥹

ALEFASO AMZAY ARY 🤩🤩

Omena ny loka hoan'izay abonné telo (03) mahamarina 🎁

Condition tsy miova :
✔️ Mila abonné amin'ny page ianao
✔️ Manao réaction sy partage

Bon dimanche 😘

Address

Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Feno Mora prix posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share