11/09/2026
Mora @ olona no manalabaraka anao t@ ratsy in-1 vitanao fa sarotra @ olona no mitantara ny soa vitanao hatram'zay😥
Olombelona ihany izy tsy tonga lafatra ,tsy miteny za hoe mety ny nataony fa kosa Olombelona izy miloloa lanitra mety ho lena ,mandia tany solafaka ihany, Olombelona mañana fahadisoana mañana fahalemena ,tsy namono olona tsy nangala-jaza tsy nangalatra fananan'olona fa tratra nivarotra zava-mahadomelona nohon'ny jaly @ fiainana . Isika rehetra dia Samy miaina mahatsapa ny jaly ary tsy mora manohitra fankampanahy ,fa tsika ko samy mañana ny dossier maloton-tsika tsirairay fa ra mbola nijanona privé nao aloha atreto dia miafalia fa ny eto fiainana ty manko rakotra fiatsaram-belatsihy. Mora @ olona no manalabaraka anao t@ ratsy in-1 vitanao fa sarotra @ olona no mitantara ny soa vitanao hatram'zay .
Mety hiteny enao hoe mitovy @ mamono olona Satria manaparitaka na mivarotra Zavatra mamotika nefa kosa izy na de mila vola aza tsy nanesika anle any ambavanao fa Mbola choix anao ihany ny fihinanao anle , otrany tôka sy sigara ihany. Tsisy olona tsy ary diso fa na izany ary mba tsaroy ihany koa fa nisy n'y soa sy tsara nataony sy efa vitany. Tsisy mahalala ny ho avy sy ampitso na izaho na ianao ra sendra olana goavana na sanatria hitsahana jaly mafy mety ho Téo am toerany ihany koa . Mety handà mafy enao hoe za ranga tsy ho tratran zany ah ,,,fa tsy ay ze avôkan'ny ampitso wa fa miafalia aloha zao de tsy maninona fa tsikerao ze tratra . Ny biby ary mahatadidy fona ny soa vita nataony olona hatrzayy nohon'ny Olombelona. Courage fona less