Soa Bio & Déco Tamatave

Call

Soa Bio & Déco Tamatave Bio

Épilation à la cire froide 🥰 Disponible en 100 ml et 200 ml 😊
16/10/2026

Épilation à la cire froide 🥰
Disponible en 100 ml et 200 ml 😊

26/09/2026

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Lïsåh Rinkan, Noncy Mirantsoa, Jessi Ca, Faneva Noelson, Cristelle RA, Kiala Annie, Tsilavo Ranay, Annah Annah

Misaotra anareo any amin'ny faritra nisafidy sy natoky  anay 🥰 Ho an'izay anao commande na eto Toamasina na any amin'ny ...
21/09/2026

Misaotra anareo any amin'ny faritra nisafidy sy natoky anay 🥰

Ho an'izay anao commande na eto Toamasina na any amin'ny faritra dia aza misalasala miditra mp na miantso avy hatrany ☺️🥰

contact : 0383082847 / 0349664046

Coucou daholo 🥰🥰🥰Mbola maro isika no tsy tena mafantatra ireo produits "Soa Bio"Atolotra antsika ampitiava 🥰🥰🥰 izy ireto...
19/09/2026

Coucou daholo 🥰🥰🥰

Mbola maro isika no tsy tena mafantatra ireo produits "Soa Bio"
Atolotra antsika ampitiava 🥰🥰🥰 izy ireto !

12/09/2026
cire chaude  tamatave 🥰👉 9000 ar dia afahanao manao épilation tsara  ☺️😉 ( Cire 100ml miaraka bande sy spatule) ❣️ Tena ...
10/09/2026

cire chaude tamatave 🥰

👉 9000 ar dia afahanao manao épilation tsara ☺️😉 ( Cire 100ml miaraka bande sy spatule)
❣️ Tena hafa mihintsy nge ny manao épilation e 😊
✅ Miongotra tsara amin'ny fotony ny Volo fa tsy tapatapaka✂️
✅ Lasa madio , malama ny hoditra rehefa safoina fa tsy misy matsilotsilo 🌵🤭
✅ Ela kokoa vao miverina mitsiry ny volo sady tsy lasa matevina ( repousse)
✅ Mety analana volovolo rehetra amin'ny vatana ( volombava , Volonkelika, Volon-tongotra,...)
✅ Produit naturel tsy atahorana hisy effet secondaire
➡️ mora ampiasaina sady efa miaraka amin'ny fomba fampiasana azy ☺️

/0349664046
Saint Joseph Cluny Tanamakoa / Ambadikan'ny Hôtel Nica hôpital Kely

Salama o !!!!☺️Eto izahay dia manome fisaorana ho anareo mapnjifa ny Cire Chaude Tamatave tamin'ireo retour nareo sy rem...
19/08/2026

Salama o !!!!☺️

Eto izahay dia manome fisaorana ho anareo mapnjifa ny Cire Chaude Tamatave tamin'ireo retour nareo sy remarque nataonareo ☺️ , anisany manampy be anay nareo indrindra rehefa manome remarque mba hafahanay manatsara ny vokatra 😊🥰

ireto sary ireto ndray no hiarabanay anay anareo 🥰Épilation à la cire froide 😊
17/08/2026

ireto sary ireto ndray no hiarabanay anay anareo 🥰

Épilation à la cire froide 😊

Salama o !! 🥰Andao ho jerentsika androany ireo tokony ho fantatra alohan'ny anao épilation Cire Chaude Tamatave ☺️
12/08/2026

Salama o !! 🥰
Andao ho jerentsika androany ireo tokony ho fantatra alohan'ny anao épilation Cire Chaude Tamatave ☺️

Coucou les filles !!! 🥰Nos cires froides sont toujours disponibles ! ♥️À seulement 20 000 Ar : le kit cire froide (200 m...
17/07/2026

Coucou les filles !!! 🥰

Nos cires froides sont toujours disponibles ! ♥️

À seulement 20 000 Ar : le kit cire froide (200 ml) + bandes + spatule. ✨

N'hésitez pas à nous envoyer un message privé si vous êtes intéressées ! 💬

📍 Lieu de récupération : Région

📦 Livraison possible

Address

Toamasina

Telephone

+261349664046

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soa Bio & Déco Tamatave posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category