18/12/2024
Bonsoir😎.. Tapitra dola ntsika eh
Izy no nahazo an'ilay crédit 5000ar
Satria izy no be réaction sy ny partage t@ groupe 😊..
MP numéro azafady
Aza miala lavitra anareo fa misy dola raika koa 😘
Aza adigno fogna mi invité namanao mba i abonné page ntsika😍f mety ahazo cadeau tsy hampoizigna anao avant fête ☺️