28/12/2024
Salama tompoko 🤝!!
Sahirana ve ianao?
⏩Mitady trano, tany hividina na koa mitady trano hofaina eto Tamatave
Izahay dia afaka manampy hanao amin'zany fa omeo anay fotsiny fepetra takianao mikasika anle trano na tany tadiavinao(toerana,vidiny n'a hofany,refy,,,sns)
Mandefasa message miafina na koa miantso !!
Tel:032 17 826 17. / 038 86 609 46☎️