02/12/2025
Amin'izao akatokin'ny fety izao CANAL+ dia manolotra fanomezana mamy hatrany ho an’ny mpankafy baolina kitra afrikanina ! 🎉
📺 Araho mivantana avokoa ny lalao rehetra. 💳 Koa aza miandry ela ary : amin’ny sarany 45 000 Ariary monja dia efa mahazo abonnement ACCESS miampy DECODEUR HD, ary maimaim-poana ny sahafa 🛰️ sy ny fametahana 🔧.
⏳ Amin’izao fotoana izao, raha miverina manao réabonnement amin’ny formule mahazatra ianao, dia mahazo 30 andro 🎁 amin’ny chaînes rehetra hahafahanao manaraka ny lalao rehetra 🏆.