04/08/2026
๐๐ผ ๐ฎ๐๐ ๐ป๐ ๐ณ๐ผ๐๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ, handia tany maina ianao mba hiampitanao ๐ฅฐ
Ho avy ny fotoana, ho fafana ny ranomasonao๐ฅฐ
Ho avy ny fotoana, ny alahelonao hisolo hafaliana tsy homby tratra๐ฅฐ
Ho avy ny fotoana, ny adinao ho tonga fandresena goavana๐ฅฐ
Ho avy ny andro ka tsy hitredretra FA aza milavo lefona, ๐ ๐๐๐๐ฅ๐๐ง๐ sy ๐ ๐๐๐๐ฅ๐๐ง๐ hatrany fa tsy maintsy ho avy ilay maraina vaovao ho anao๐ฅฐ๐๐
Minoa, manantenร , mivavaha๐
๐ช๐ง๐ฆ๐ฌ ๐ ๐๐๐ก๐ง๐ฆ๐ฌ ๐ ๐๐๐ฅ๐๐ก๐ ๐๐ข ๐ฆ๐ข๐ ๐ก๐ฌ ๐๐๐๐๐ก๐๐ก๐๐ข.๐ช
๐ธ