Jumelles Boutik

Jumelles Boutik JUMELLES BOUTIK Toliara:
- Vente des articles de décoration événementielle
- Wedding planner
- Décorateur évènementiel
- Location SONORISATION

12/09/2026

LOCATION SONORISATION PROFESSIONNELLE pour vos fêtes et événements (anniversaire, fiançailles & mariage, inauguration,...) 🔉🔉⚡

Jumelles Boutik TOLIARA 🔉⚡
☎️+26134000021






👀 AHITA RAHA MARO VAROTSY RETO KOLAHINY... 🤭Nisy client zay nandalo taminay tato fa hanao réservation Décoration. Mba na...
12/09/2026

👀 AHITA RAHA MARO VAROTSY RETO KOLAHINY... 🤭

Nisy client zay nandalo taminay tato fa hanao réservation Décoration.

Mba nangataky santionan'ny asa zay mba fa nataonay moa i, dia natoroko azy ze sary tanaty téléphone ko tato... 📱

Laha vo nahita sary Décoration tia i, le nizizo fa tsy asa-tananay zao hoy io fa sary nalainay tamin'ny internet 🤭☺️

Tseriky aho, sady nihehy avao no niezaky nanazava... Fe la tsy resy lahatsy an'lahy i (Loza toy hoaho...😁)

Hehe..., ka zao i :
☝️ Ho anareo clients maminay hikarakara FANAMBALIA amin'ny volana SEPTEMBRE, OCTOBRE, NOVEMBRE, surtout DÉCEMBRE 2026

Fa fotoa fanaova réservation zao laha mila raha soa aaa ‼️🥰🙏

Jumelles Boutik TOLIARA 🇲🇬
☎️+261344000021






📍JUMELLES BOUTIK ANNEXE ☝️Tsy voatery hisahira handeha lavitsy lahy nareo clients maminay mipetraky à SANFILY, AMBOROGON...
11/09/2026

📍JUMELLES BOUTIK ANNEXE

☝️Tsy voatery hisahira handeha lavitsy lahy nareo clients maminay mipetraky à SANFILY, AMBOROGONY, ANDAKORO, BETANIA, BESASAVY, MANINDAY... reny lafa hila kojakoja fety (anniversaire, baptême, mariage,...)💐

👉 Amin'ny JUMELLES BOUTIK ANNEXE eo avao dia voavaha ny hetahetanao... 🥰

✅ Aiza ho aiza moa adresse ahitana azy io?! 🤔

📍Eo amin'ny SIMPA-AMBOROGONY ro ahitanao azy. Misy trano étage miloko FOTY zay, eo ampitan'ny BIJOUTERIE LISY Annexe sy COIFFEUR APPLE 🥰🙏

Zay rolahy, ka misalasala mandroso ao fa misy ekipa mahafinaritsy zay ao afaky handray anareo 🥰🙏

Jumelles Boutik TOLIARA
☎️+261344000021

10/09/2026

NY EKIPAN'NY Jumelles Boutik TOLIARA VE AFAKA MANKANY MAJUNGA...????! 🤔

Bien sûr que OUIIIIII... 😁😍

Ny paoziko manampy an'ireo fianakavian'ny client amin'ny fikarakarana ☺️, manao ze azo atao.Nefa juste hanao décoration ...
10/09/2026

Ny paoziko manampy an'ireo fianakavian'ny client amin'ny fikarakarana ☺️, manao ze azo atao.

Nefa juste hanao décoration avao ty nanafarany ahy sy nifanarahanay baka à TOLIARA atoy...😁

Lafa hitanay hoe : sahira ilay fianakaviana sady mila tosika fameno amin'ny fikarakarana. Dia miezaky manao ze mba azonay atao avao zahay lafa mba vitanay alohaloha ilay décoration... ☺️

☝️Tanjona : mba vita soa sady tsy mahafabaraka ny fetin'ny client... 🥰

Gny soa atao hoy ohabola iny, LEVENAM-BOLA... 🥰🤝

Jumelles Boutik TOLIARA 🇲🇬
☎️+261344000021

10/09/2026

Merci BESAKOA ❤️🫶

Jumelles Boutik TOLIARA 🇲🇬
☎️+261344000021





🩵 ZAY SAFIDIN'NY CLIENT RO ATAO... :Ndraindray tegna misalasala hoe : "ôtrany tsotra koa li décoration toy...‼️"🤔☺️Nefa ...
09/09/2026

🩵 ZAY SAFIDIN'NY CLIENT RO ATAO... :

Ndraindray tegna misalasala hoe : "ôtrany tsotra koa li décoration toy...‼️"🤔☺️

Nefa ilay client tompom-pety tonga dia mivola hoe : "Waoouh 😍, tena io mihintsy raha ilako zao mama kambana..., tena io mihintsy ilay modèle tantsaiko tato nangatahako iny, merci beaucoup li fa soa io ary tena tafavoakinao...‼️🥰🩵💙"

Décoration ANNIVERSAIRE, tsy asia ballon ary tsy asiasia soratsy sy filifilirony maro fa fleur avao 😍💐

Zay zaniiiy... client AFAPO ro tanjona. ❤️🙏

Heureux anniversaire Lucette Francillah Francillah 🥳💐

N.B : zay eo avao fa tsara koa aloha ilay toerana... ‼️🥰❤️🫶

Jumelles Boutik TOLIARA 🇲🇬
☎️+261344000021

📍Le Vahine Eco-Resort





Ankasitrahana ireo tompon'andraikitra ao amin'ny INSTITUT DE FORMATION DE PARAMÉDICAUX POUR L'AVENIR MEILLEUR DE TOLIARA...
08/09/2026

Ankasitrahana ireo tompon'andraikitra ao amin'ny INSTITUT DE FORMATION DE PARAMÉDICAUX POUR L'AVENIR MEILLEUR DE TOLIARA (I.F.P.A.M.E.T.O) nisafidy manokana ny hiara-hiasa tamin'ny ekipanay tamin'ity lanonana famaranana ny taom-pianarana sy fizarana ny voka-panadinana ho an'ireo mpianatra PARAMEDY ity... 🥰🙏

☝️Nilamina sady niavaka ny lanonana tamin'ity indray mitoraka ity hoy izy ireo satria :
SONORISATION tena TOP (feo mazava soa sady midoboky, tsisy tapatapaky) ary ny DÉCORATION tsy nampitranga menatra, AMBIANCE tena nahafapo...🥰🤝

Misaotra anareo natoky ny ekipanay tompoko ary manantena fa hitohy ny fiaraha-miasa 🥰🤝

Jumelles Boutik TOLIARA 🇲🇬
☎️ +261344000021

🎤 Lenoir Mix Milson
📍 Hôtel Le Palétuvier








MIALATSINY BEVATA eto aho, laha mitanisa anaran'ireto clients maminay ireto.🙏Ino ty antony...⁉️🤔Satria ireo no clients t...
07/09/2026

MIALATSINY BEVATA eto aho, laha mitanisa anaran'ireto clients maminay ireto.🙏

Ino ty antony...⁉️🤔

Satria ireo no clients tena natoky anay, tsy décoration avao nalaindrozy taminay tato fa : tena PACK COMPLET, ORGANISATION DE À à Z (Déco, sono, DJ, animation,...)

Clients sasany rey matetiky DÉCORATION avao ro alany aminay ato, fa ty ahindrozy reo taminay tato iaby ty fikarakara 🥰🙏

☝️Ireo no vavolombelo efa mba nahita ty qualité ny asa-tananay.
Reo ro azonareo anontania hoe :
✅ Tena midoboky sady soa vatany va SONORISATION aminay ato zao?!
✅ Tena mahay manamasaky fety vatany va ekipanay reo?!

✅Tena mifanaraky amin'ny publicité ataonay ato va ty qualité asa omeanay clients reo...?!

Laha nareo mbo misalasala, ireo misy clients maromaro afaky anontanianao azy mivantana... 🥰🙏

Ireto iaby izy ireo :

Hoby Espérance
Estelà Richet
Raharinony Tojonirina Maria
C'est Tojonirina
Yrenah Rasolofonirina
Chris Tine Chris
Rochella Fabienne
Durée Kevin
Stephanie Gate
Bea Razafy
Joasmine Orléa
Nari David'Salamanarivo
Tatiana Denis
Mayard Rakotondranoa
Simone Florida
Tinah Careine
Myriella Rajaonarivelo
Mamiratra Bilal

Misaotra eeee‼️🥰🙏🙏🙏

Jumelles Boutik TOLIARA 🇲🇬
☎️ +261344000021

Hoy i Mme Emma Gisèle hoe : " Tena ambanivohitsy aminay any mama kambana, fe mba tiako ho avy any lahy nareo mba hasiana...
05/09/2026

Hoy i Mme Emma Gisèle hoe : " Tena ambanivohitsy aminay any mama kambana, fe mba tiako ho avy any lahy nareo mba hasianareo ndra juste décoration tsotsotra avao li fanambaliako zay... ‼️" 🥰🙏

Tsotsotra aloha fa tena nahafinaritsy ahy fanambaliandrozy toy. Tena nanome voninahitsy gny tany nipoira, mirehareha sady nahazo haja gny Ray aman-dreny niteraky sy ny fianakavia rehetra ‼️🥰

Misaotra tamin'ny FAHATOKISANA anay ary mahavelo bevata koa fa la tena soa karakara rahay tagny‼️🥰🤝

☝️"Tsy mahazo misaraky sasy eee‼️🥰😁

Jumelles Boutik TOLIARA 🇲🇬
☎️ +261344000021





Address

Près De La CAISSE D'ÉPARGNE MADAGASCAR Ambazary Be Toliara
Toliara
601

Opening Hours

Monday 07:30 - 17:30
Tuesday 07:30 - 17:30
Wednesday 07:30 - 17:30
Thursday 07:30 - 17:30
Friday 07:30 - 17:30
Saturday 07:30 - 17:30

Telephone

+261344000021

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jumelles Boutik posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Jumelles Boutik:

Shortcuts

Share