Bisc'in

Bisc'in Vente des biscuits en détail et en gros

Efa mianatra daholo izao ny mpianatra e!Inona avy ny goûter omenareo an'ny zanakareo?Lazao anaty commentaire ary hoe
23/09/2025

Efa mianatra daholo izao ny mpianatra e!
Inona avy ny goûter omenareo an'ny zanakareo?

Lazao anaty commentaire ary hoe

30/06/2024

Elaela tsy heno izahay e!

16/04/2024

Somary nangingina ny page fa hiverina @ laoniny tsy ho ela ary hitondra zava-baovao ho anareo izahay

15/02/2024

Iza avy daholo ianareo liana @ fanodinana voankazo sy legume ato o!
Asintsika indray ve Tana

Fantatrao ve fa azo hanodina ho lasa bonbon avokoa na fruit na légume.Lazao ary hoe inona no tinao handramana na efa nan...
12/02/2024

Fantatrao ve fa azo hanodina ho lasa bonbon avokoa na fruit na légume.
Lazao ary hoe inona no tinao handramana na efa nandramanao
Perso: sosety, mananasy,manga,papay,paiso,voarohy.....

Lera fanaovana gouter izao e! Maninona moa raha asin-tsika promo pate des fruits e!3800ar: 100g4000ar: 100g raha mélange...
01/02/2024

Lera fanaovana gouter izao e! Maninona moa raha asin-tsika promo pate des fruits e!
3800ar: 100g
4000ar: 100g raha mélange
37.000ar ny kilo
38.500ar ny kilo raha mélange

0347658843

Formation transformation des fruits ooo
26/01/2024

Formation transformation des fruits ooo

Gelé des fruits 😍😍😍Mahafaty kely sy matsiro ery😋😋Tinareo ve??Paiso zao izy teto🤩Ahodintsika ny voankazo mba tsy ho very ...
21/01/2024

Gelé des fruits 😍😍😍
Mahafaty kely sy matsiro ery😋😋
Tinareo ve??
Paiso zao izy teto🤩

Ahodintsika ny voankazo mba tsy ho very fotsiny fa anisany manana betsaka isika eto Madagascar ary tena mahasalamana tokoa !

Zarao ho hitan'ny hafa fa mahasoa


Lany indray ny stock dia hanomboka hanao vaovao indray isika an😍😍😍  isan-karazany (fruits des saisons)Prix tsy miova: 38...
18/01/2024

Lany indray ny stock dia hanomboka hanao vaovao indray isika an😍😍😍
isan-karazany (fruits des saisons)
Prix tsy miova: 38.000ar/ kg
4.000ar/100g
Contact : 034 76 588 43

Eto ampanamainana ny pâte des fruits   sy   😋😋😋Contact : 034 76 588 43
08/01/2024

Eto ampanamainana ny pâte des fruits sy 😋😋😋

Contact : 034 76 588 43

Ndao haverintsika ireo karazana biscuits rehetra hatramin'izay oo😍😍😍   ́Contact : 034 76 588 43
07/01/2024

Ndao haverintsika ireo karazana biscuits rehetra hatramin'izay oo😍😍😍


́

Contact : 034 76 588 43

Address

Antananarivo

Telephone

+261347658843

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bisc'in posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share