14/07/2023
Salama e👋
Diffuseur, séchoir, inona koa no mety amataran'ny maro azy ity?
Tsy voatery hoe hanatsotra volo ihany no ilaina an'izy ireto fa:
• manatsara kokoa ny boucle azo
• mampisy volume indrindra raha somary manify ny volo
• mampihena ny frisottis (fa mila fahaizana anefa raha tsy izay mifanohitra no azo eo)
• mety somary maika lava tsy te hitondra volo mando
❌Fa tsy atao rivotra mafana be rehefa mampiasa azy, ary tsy mikoropaka fa atao milamina isakiny 1-5min io méthode io
Mazotoa daholo 🤗