CLASS MOOV

CLASS MOOV Un service unique pour tous les déplacements et les courses. Transport, achat, livraison en un clic

Livraison Class' Moov📲tél: 038 08 005 86
16/05/2026

Livraison Class' Moov

📲tél: 038 08 005 86

🚚🔥 Mila livraison rapide sy azo antoka ve ? 🔥🚚📦 Antsoy izahay dia tonga eny aminao ny entanao!       tél: 038 08 005 86
15/05/2026

🚚🔥 Mila livraison rapide sy azo antoka ve ? 🔥🚚

📦 Antsoy izahay dia tonga eny aminao ny entanao!

tél: 038 08 005 86

Fampahafantarana ho an’ny rehetra: ⭐👑HAPPY EASTER 🪺🪺Noho ny Alatsinain'ny Paka dia tsy hisy ny asa amin’io andro io. 🥂 M...
04/04/2026

Fampahafantarana ho an’ny rehetra:

⭐👑HAPPY EASTER 🪺🪺
Noho ny Alatsinain'ny Paka dia tsy hisy ny asa amin’io andro io.

🥂 Mirary fety Sambatra tompoko 🥚🍩🍫

🛑 Ndao hazavaina tsara 🛑Confirmation de récupération = misy in2 😲😲 "RECUPERATION MARAINA"Jour -1 : avant 22h Jour J : av...
31/03/2026

🛑 Ndao hazavaina tsara 🛑

Confirmation de récupération = misy in2 😲😲

"RECUPERATION MARAINA"
Jour -1 : avant 22h
Jour J : avant 6h du matin (livraison de 9h à 17h)

"RECUPERATION ATOANDRO"
Jour J : confirmation avant 11H (livraison de 13h- 17H et le lendemain de 9H à 13h)

Izany hoe : entre adiny 8 ny heure de livraison STANDARD

💥 Ny rapport de Livraison dia isan'andro 💥
💸Ny versement dia alefanay dépôt le Jour, na @ récupération ampitso raha misy💯

Aza misalasala miditra mp fa misy koa ny livraison MAIKA AN! 💫

👉 CLASS MOOV  dia agence de livraison. Manao livraison rehetra eto tanà ville sy any amin'ny "périphérie "ary mandefa ny...
15/03/2026

👉 CLASS MOOV dia agence de livraison.
Manao livraison rehetra eto tanà ville sy any amin'ny "périphérie "
ary mandefa ny colis any amin' ny faritra ihany koa izahay,

✅3.000 Ar monja ny livraison ville.

✅périphérie : à partir de 4000ar

👉Heure de récupération :

⏰avant 9h du matin et entre 11h à 13h
❎Livraison sous 6h ( sous condition) Standard

✨ Lanjan'ny colis 1 : 3 kg max

✨ Versement : entina @ fotoanan'ny récupération, fa raha tsy misy récupération ny ampitso dia alefanay mobile money .

✨ Livraison Alatsinainy h@ Sabotsy

🤝 Aza misalasala miantso na mandefa details ny livraison anao eto raha toa ka misy entana hoaterina ianao tompoko

Toerana 67ha Antetezanafovoany

☎️📱038.08.005.86 / 033.03.005.86☎️

🚨 TSY MANAM-POTOANA? TSY TE HIVOAKA? 🚨🔥 Avelao izahay hanao ny hazakazaka ho anao!📦 Entana?🛒 Fividianana eny amin’ny mpi...
01/03/2026

🚨 TSY MANAM-POTOANA? TSY TE HIVOAKA? 🚨
🔥 Avelao izahay hanao ny hazakazaka ho anao!
📦 Entana?
🛒 Fividianana eny amin’ny mpivarotra?
👉 CLASS MOOV no vahaolana haingana sy azo antoka!
💥 3000 Ar MONJA isaky ny livraison (Centre ville)
⏰ 6h maraina – 6h30 hariva
📲 Antsoy na alefaso WhatsApp (heure de bureau) dia tonga avy hatrany ny livreur!
⚡ Haingana
⚡ Matotra
⚡ Tsy mampiandry
❌ Aza mandany fotoana eny an-dalana
❌ Aza miady fitohanana
✅ Mipetraha tsara ao an-trano, izahay no miasa!
📞 Commande dieny izao! 0380800586

🚴‍♂️ MITADY LIVREUR BISIKLETA 🚴‍♂️MAIKA📌 Fepetra takiana :Mahay bisikleta tsaraMahafantatra lalana eto AntananarivoMazot...
23/01/2026

🚴‍♂️ MITADY LIVREUR BISIKLETA 🚴‍♂️MAIKA
📌 Fepetra takiana :
Mahay bisikleta tsara
Mahafantatra lalana eto Antananarivo
Mazoto miasa, marina ary tompon’andraikitra
Manana bisikleta manokana
📦 Asa atao :
Fanaterana colis sy entana kely

Asa isan’andro / araka fifanarahana

💰 Karama : mifanaraka amin’ny asa (azo ifanarahana)

📞 Fifandraisana : miantso mivantana 0383815455

🚴🚴🚴Salanitra o🚴🚴🚴Taona vaovao, hafainganam-pandeha vaovao 🚀Ny Class’Moov dia mirary taona feno fahombiazana, fiadanana a...
05/01/2026

🚴🚴🚴Salanitra o🚴🚴🚴
Taona vaovao, hafainganam-pandeha vaovao 🚀
Ny Class’Moov dia mirary taona feno fahombiazana, fiadanana ary fitokisana ho anareo mpanaraka sy mpanjifa hajainay rehetra 🤍
Amin’ity taona ity dia mbola hanolotra livraison azo antoka, haingana ary matihanina izahay.
✨ Class’Moov – hiasa ho anao, hatrany. ✨

Nouvelle année, nouvelle dynamique 🚀
Toute l’équipe Class’Moov vous souhaite une année remplie de réussite, de sérénité et de confiance 🤍
Cette année encore, nous vous garantissons une livraison rapide, fiable et professionnelle.
✨ Class’Moov – toujours en mouvement pour vous. ✨

Salanitra o🚴🚴🚴😍🥰 Ndao tsika hanao repos kely hanomanana ny fety fa mendrika izany isika,  Class’Moov dia mampahafantatra...
27/12/2025

Salanitra o🚴🚴🚴
😍🥰 Ndao tsika hanao repos kely hanomanana ny fety fa mendrika izany isika, Class’Moov dia mampahafantatra antsika fa ny 31/12/2025 h@ 04/01/2026 dia pause kely aloha🙏
✅ Hiverina kosa izahay ny 05 Janvier 2026📦
🥳🥳🥳 MIRARY FARAN'NY TAONA MAHAFINARITRA sy TAONA VAOVAO SAMBATRA HOANTSIKA REHETRA ❤️
😇🙏Hoambinina amin'izay rehetra atao eo ambany fitantanan'i Jehovah Ray🙏

"Koa ankehitriny, anaka, ho aminao anie Jehovah, ka hambinina anie ianao, fa ataovy ny tranon'i Jehovah Andriamanitrao araka izay nilazany anao."
I Tantara 22 : 11

— Class’Moov 🚚✨

🌲Mirary Noely sambatra sy feno fitahiana ho anareo rehetra ny Class’Moov☃️Fifaliana, fitiavana ary fahombiazana ho anare...
23/12/2025

🌲Mirary Noely sambatra sy feno fitahiana ho anareo rehetra ny Class’Moov☃️
Fifaliana, fitiavana ary fahombiazana ho anareo!
🎄 ☃️
Class’Mode vous souhaite un Joyeux Noël plein de joie, d’amour et de réussite.🌲☃️

19/12/2025

🚴🚴🚴Mirary zoma finaritra ho antsika rehetra ny Class'Moov

Address

67ha Antetezanafovoany, Enceinte École Institution Marthe Hervée
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 20:00
Tuesday 08:00 - 20:00
Wednesday 08:00 - 20:00
Thursday 08:00 - 20:00
Friday 08:00 - 20:00
Saturday 08:00 - 20:00

Telephone

+261383815455

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CLASS MOOV posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share