12/06/2026
👉MBA TSAPANAO MAMPIASA ANIO FACEBOOK io Ve????
🌷Tadidio fa ra ny fitiavanao sy io vadinao io no ataonao otranio fitiavanao anio Facebook io dia milamina tsisy fisarahana zany,satry ainao ny mampiasa azy ary ainao ko ty kipitsopitsony kely
🥺 any ka na vao tapaka kely na dia 10minitra ftsn aza dia efa mila ho tapaka atraminy Lalaan-dra anao,tadidio fa itanao ary azonao ao daholo na ratsy na tsara na mahasoa na manimba
🤫Mba Saino iany🤗
♥️TIAVO IZAY EFA ANAO ARY KARAKARAO♥️
💥De oitanao💥