Maxi Market Mada

  • Home
  • Maxi Market Mada

Maxi Market Mada Service, Qualité

08/09/2026

🐟 TRONDRO VAOVAO BE E! 😋✨
Tilapia vaventy, vao tonga 🔥

📩 Alefaso ny commande ary euh!
Aza tara fa miandry anao izahay ❤️

07/09/2026
Tsidio ary ny page dia abonneo raha te hahita arrivage vaovao foana🙏🏻🙏🏻 euh
20/08/2026

Tsidio ary ny page dia abonneo raha te hahita arrivage vaovao foana🙏🏻🙏🏻 euh

18/08/2026

Coucou daholo ,abonneo ny page tsika ra te hahita arrivage vaovao isan'andro ary euh🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻

Suivez notre page🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻
14/08/2026

Suivez notre page🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻

💗 S’ABONNEZ-VOUS À NOTRE PAGE ! 🛒✨Maro be ny zavatra mahaliana miandry anareo ato! 😍🐟 Arrivage vaovao🛍️ Produits isan-ka...
14/08/2026

💗 S’ABONNEZ-VOUS À NOTRE PAGE ! 🛒✨

Maro be ny zavatra mahaliana miandry anareo ato! 😍
🐟 Arrivage vaovao
🛍️ Produits isan-karazany
🔥 Promotions sy prix mahaliana

👉 S’abonnez-vous izao mba tsy ho diso ireo nouveautés sy arrivages manaraka! 💕✨

MAXI MARKET MADA — Ny tsara hatrany no entinay ho anareo! 🛒❤️

13/08/2026

🐟🔥 ARRIVAGE TRONDRO VAOVAO BE INDRAY! 🔥🐟

Tonga indray ny trondro vaovao sy voafantina tsara 😍✨
Ho anareo izay mitady trondro vaovao, tsara kalitao ary azo antoka, aza misalasala manatona anay! ❤️

👉 Misy EN GROS ho an’ireo mpivarotra sy grossistes
👉 Misy DETAIL ihany koa ho an’ny tsirairay
👉 Trondro voafantina tsara, mety tsara ho an’ny sakafo ao an-tokantrano 🏠🍽️

💰 Prix en gros : 15 000 Ar
💰 Prix détail : 17 000 Ar
🚚 Livraison Centre-ville : 5 000 Ar

📲 Commande / WhatsApp : 038 079 9717

⚡ Aza miandry ela fa arrivage vaovao izao!
Mifandraisa aminay dieny mbola misy 😊🐟

❤️ Maxi Market Mada — Kalitao tsara, vidiny mirary!

06/08/2026

🚛🐟 TONGA NY ARRIVAGE TRONDRO VAOVAO BE! 🐟

Trondro vaovao, voafantina tsara, sady madio no tsara kalitao.

✅ Misy en gros sy en détail 📦 Livraison misy 📞 Antsoy na WhatsApp: 038 079 9717

Tongava manafatra dieny izao fa voafetra ny tahiry!

🐟 TRONDRO VAOVAO ISANANDRO! 🐟Mitady trondro mora, tsara kalitao ary azo antoka ve ianao?✅ Misy vidiny EN GROS ho an'ireo...
04/08/2026

🐟 TRONDRO VAOVAO ISANANDRO! 🐟

Mitady trondro mora, tsara kalitao ary azo antoka ve ianao?

✅ Misy vidiny EN GROS ho an'ireo mbola hivarotra. ✅ Misy koa ny DETAIL ho an'ny tsirairay.

🚚 Livraison Centre-ville: 5.000 Ar

📞 Contact & WhatsApp: 038 07 997 17

Tongava manafatra dieny izao, fa trondro vaovao sy voafantina no atolotray isan'andro!

Address

Antananarivo

Telephone

+261384813504

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maxi Market Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Want your business to be the top-listed shop?

Share