AnniS La Mode

AnniS La Mode Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from AnniS La Mode, Shopping & retail, Vangaindrano.

😎💖
23/10/2025

😎💖

Coucou 👋
Ity ilay Jeux Tsotra kely azahoanao io 50€ 💶io 🙏
Aingana mitsatoka Chiffre 2 izay notakomako cœur io ianao ka raha marina ny anao dia azonao io vola io fa kosa compte 1 ihany no afaka ampiasaina 🙏
Sady manao valiny Ianao no mitagge Namana 3 hilalao ary partageo @ compte personnelle anao ity hanamarinana azy ka tapitra ny Zoma 16h ny manoratra commentaire ary ataoko fisarihana ary Publieko eto ny chiffre 2 marina ♥️ sy izay nahamarina sy tsara vitagna 🙏
Tsy mahazo mamerimberina fa 1 ihany izay mamerimberina tsy mahazo aaa 🙏
Bonne chance 👍
©️Tantine Fabiola

Tapak fa atao vola le loka🎁 ho atao eto fa araho fôna ny pejy👍😊Merci😘😘
16/12/2024

Tapak fa atao vola le loka🎁 ho atao eto fa araho fôna ny pejy👍😊
Merci😘😘

Coucou🥰Ela2 tsik zay an😊Asintsik jeux azahoana vola v sa crédit ?Zay maro ao  no atao tsik👍Go
12/12/2024

Coucou🥰
Ela2 tsik zay an😊
Asintsik jeux azahoana vola v sa crédit ?
Zay maro ao no atao tsik👍Go

Prix cadeau béSac à dos vrai cuirMisy défaut ny hidiny 15000ar
05/12/2024

Prix cadeau bé
Sac à dos vrai cuir
Misy défaut ny hidiny 1
5000ar

Iza no hanka an'ity sac GM ty miaraka  kapa io cadeau🎁20000ar fotsiny izy 2 nef na io sac io aza mbol ts vidiny zanyOui ...
05/12/2024

Iza no hanka an'ity sac GM ty miaraka kapa io cadeau🎁
20000ar fotsiny izy 2 nef na io sac io aza mbol ts vidiny zany
Oui tena GM io sac io
Pt 39,40 le kapa

Bonjour les abonnés🥰ity le crédit orange t@inyBonne chance😊Miteny ao  Zay mahaz azy👍😊
04/12/2024

Bonjour les abonnés🥰
ity le crédit orange t@iny
Bonne chance😊
Miteny ao Zay mahaz azy👍😊

Iza daholo no pt 38,39 aoinvitéo ny namana mbol ts abonné i-abonné ny page AnniS La Mode👍Omeko 0ar eto reo ref feno 1k n...
03/12/2024

Iza daholo no pt 38,39 ao
invitéo ny namana mbol ts abonné i-abonné ny page AnniS La Mode👍
Omeko 0ar eto reo ref feno 1k ny page tsik

Bonjour les abonnés🥰invitéo ny namana hi-abonné ny page👍fa hisy article maro2 alefa gratuit na 0ar eto  rehf feno 1k ny ...
03/12/2024

Bonjour les abonnés🥰
invitéo ny namana hi-abonné ny page👍fa hisy article maro2 alefa gratuit na 0ar eto rehf feno 1k ny pagetsika😊
Alefa ary🤏

Bnuit oh🥰
02/12/2024

Bnuit oh🥰

Address

Vangaindrano

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AnniS La Mode posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share