ROHY Fitahiana

ROHY Fitahiana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ROHY Fitahiana, Shopping & retail, Antsampanana, Vatomandry.

18/08/2025

II Mpajaka 4:. 1-7
N'y nataon' n'y Élisa mppaminany tamin' ilay vehivavy mpananotena. Rehefa Tonga n'y fotoana tokony hamerenan'ilay vehivavy n'y trosa kanefa izy mbola tsy nanana n'y homena Dia nanantona n'y mpanompon'Andriamanitra izy. " Nizara izay mavesatra taminy"
Tsy nisalasala ity mpanompon'Andriamanitra nanotany azy hoe" inona no misy ao aminao?"
Tsy menatra izy nanambara izay nananany, Dia n'y menaka kely ray tavoara
Jeremia32. :27
"Izaho no Jehovah Andriamanitry n'y nofo rehetra, moa misy zava-mahagaga izay tsy haiko va?"
Nampitombon'Andriamanitra n'y menaka izay kely Téo ampelatanany, vokany Dia voahefa n'y trosa Ary mbola nanana ambiny ivelomana izy Telo mianaka.
Ho anao koa, aza menatra amin' izay anananao, teneno amin' i Jesosy izany, Ary ampisao hitombo.
" Ka n'a Dia kely Ary no niandohanao, Dia ho lehibe indrindra no hiafaranao" Joba8: 7
Tahian'ny Jesosy daholo isika!🥰

14/08/2025

Rehefa mahafoy ho an'Andriamanitra ianao Dia mahafoy ho anao ihany koa izy. Tsy voatery vola fa na Dia n'y fotoananao fotsiny ihany Ary no amboaronao hanompoana Azy Dia efa zava- dehibe izany. Fa ataony ihany koa izay azon'ny tananao atao Amin'asan' Andriamanitra e!

Tena tsara kosa aloha ilay survette e! Misaotra foan Mme Ml frip hanitriniala an!
28/07/2025

Tena tsara kosa aloha ilay survette e! Misaotra foan Mme Ml frip hanitriniala an!

24/07/2025
Sac de voyage matsiro bé, tena tsaraAfaka miantso ianao na mandefa mp.0349000854
24/07/2025

Sac de voyage matsiro bé, tena tsara
Afaka miantso ianao na mandefa mp.
0349000854

Address

Antsampanana
Vatomandry

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ROHY Fitahiana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share