16/02/2026
Zahay ato amin'ny Shop Vohemar dia mivarotra karazana fournitures scolaires 📐🖊️et bureautiques maro samy hafa, k' aza adino mamangy na mitsidiky sao dia misy ny mety amintsika,sady mifanaraka amin'ny zanan-tsika na koa amin'ny asan-tsika.📚
Koa, aza misalasala mikaiky zahay😊
Contact ☎️:0325269499;0386080699
WhatsApp :0322277177
Lieu: ANDRANOMASIBE Akaikin'ny Bar Lotus bleu, na koa mifanefitra SAVA BOUTIQUE