Natacha journaliste

  • Home
  • Natacha journaliste

Natacha journaliste TONGASOA ETO AMIN'NY PEJY๐Ÿ‘‹๐Ÿผ

24/08/2026
๐Ÿ“Œ๐—™๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐—ฝ๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฒ๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป"๐—ป๐˜† ๐˜๐—ผ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ป๐—ถ๐˜€๐˜† ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ธ๐˜†, ๐—ฝ๐—ผ๐˜๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ  Mafy loatra Ilay fiainana, amin'izao...
24/08/2026

๐Ÿ“Œ๐—™๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐—ฝ๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฒ๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป"๐—ป๐˜† ๐˜๐—ผ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ป๐—ถ๐˜€๐˜† ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ธ๐˜†, ๐—ฝ๐—ผ๐˜๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ

Mafy loatra Ilay fiainana, amin'izao fotoana ka lasa manao Zavatra tsy izy intsony ny olona

Nisy nanimba ny fiaranay ny
Lundi 24 Aoรปt ร  18h00, teo akaikin'ny Parc des Princes (Citรฉ Itaosy)

Potika tanteraka ny fitaratra aoriana, ary hita fa niniana nokapohina imbetsaka tamin'ny zavatra mafy.

๐Ÿ’ฅRaha sendra teo amin'io faritra io ianareo tompoko tamin'io ora io ka nahita olona mampiahiahy, fihetsika hafahafa, na misy antsipiriany kely fantatrareo aza, dia Mangataka Fanampiana Izahay

Mitandrema foana ry zareo amin'ity Fiara ity fa n'y olona efa sahirana Amin fiainana dia lasa manaonao foana ee

Ra Shoot

๐Ÿ“ŒNamoy ny ainy taorian'ny lozam-pifamoivoizana nahazo azy i Mopera Nekena.Namoy ny ainy androany, 24 Aogositra 2026, i M...
24/08/2026

๐Ÿ“ŒNamoy ny ainy taorian'ny lozam-pifamoivoizana nahazo azy i Mopera Nekena.

Namoy ny ainy androany, 24 Aogositra 2026, i Mompera Nekena, izay niasa tao aminโ€™ny Distrika Misionera Analavory, Faritra Itasy, taorianโ€™ny lozam-pifamoivoizana nitranga teny aminโ€™ny RN7, Ambohimanjaka, atsimonโ€™i Manandona.

๐Ÿ˜ฅVao herintaona izao no naha-pretra azy. Mampalahelo fa 24 Aogositra ihany koa no tsingerintaonanโ€™ny fanamasinana azy ho pretra.

๐Ÿ•Š๏ธ Mirary fihononana Feno ho an'ny fianakaviana iray manontolo

๐Ÿ›‘ ๐—ง๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ ๐—บ๐—ฎ๐˜† ๐—ฒny  ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐˜๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ณ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ โฉ Mangataka fanampiana fa tsy maharaka ny rano hamonoana ity trano may ety Ampitatafika Am...
24/08/2026

๐Ÿ›‘ ๐—ง๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ ๐—บ๐—ฎ๐˜† ๐—ฒny ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐˜๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ณ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ

โฉ Mangataka fanampiana fa tsy maharaka ny rano hamonoana ity trano may ety Ampitatafika Ambohimangidy ity izao.

Aloanay izay vola ilaina hoy i Andry Herinjaka raha mba misy pompier afaka manao intervention, ho famonjena ny mpiarabelona.

๐Ÿ“ธ Andry Herinjaka Ranaivo

๐Ÿ“Œ๐—ง๐—ฎ๐—ณ๐—ถ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ 2000 ๐—ฎ๐—ฟ ๐—ป๐˜† ๐—ฏ๐—ถ๐—ฑ๐—ผ๐—ป-๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐˜† ๐—ฒ๐—ป๐˜† ๐—ฆ๐—ผ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ถ๐—บ-๐—ฏ๐—ฎ๐—ต๐—ผ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ก๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป"๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ ๐—ณ๐—ผ๐˜๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ 1 bidon= 2000 ariary Mitaraina noh...
24/08/2026

๐Ÿ“Œ๐—ง๐—ฎ๐—ณ๐—ถ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ 2000 ๐—ฎ๐—ฟ ๐—ป๐˜† ๐—ฏ๐—ถ๐—ฑ๐—ผ๐—ป-๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐˜† ๐—ฒ๐—ป๐˜† ๐—ฆ๐—ผ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ถ๐—บ-๐—ฏ๐—ฎ๐—ต๐—ผ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ก๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป"๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ผ ๐—ณ๐—ผ๐˜๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ

1 bidon= 2000 ariary

Mitaraina noho ny fiakaranโ€™ny vidin-drano ny mponina eny Soavimbahoaka, Nanisana-Antananarivo.

Araka ny vaovao voaray, mahatratra 2 000 Ar izao ny vidinโ€™ny rano iray bidon, ka mavesatra aminโ€™ny mponina izany.

voalaza fa efa am-bolana maro ihany koa no voatery mangataka rano aminโ€™ny vovo-drano eny aminโ€™ny manodidina ny mponina, noho ny fahasarotanโ€™ny fahazoana rano.

ยฉ๏ธ ๐Ÿ“ท Fy Andriamamonjy

๐Ÿ“Œ๐—›๐—ถ๐˜๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐˜† ๐—ง๐—ฒ๐—น๐—ผ ๐—บ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐˜† ๐—บ๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ฑ๐˜†, ๐˜๐˜€๐˜† ๐˜ƒ๐—ฒ๐—ฟ๐˜† ๐—ณ๐—ฎ ๐—น๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐—ป๐—ถ๐˜€๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ธ๐—ฒ๐—น๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ ๐—ฅ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—ฎ Hita soamantsara ireo ...
24/08/2026

๐Ÿ“Œ๐—›๐—ถ๐˜๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐˜† ๐—ง๐—ฒ๐—น๐—ผ ๐—บ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐˜† ๐—บ๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ฑ๐˜†, ๐˜๐˜€๐˜† ๐˜ƒ๐—ฒ๐—ฟ๐˜† ๐—ณ๐—ฎ ๐—น๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐—ป๐—ถ๐˜€๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ธ๐—ฒ๐—น๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ ๐—ฅ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—ฎ

Hita soamantsara ireo olona telo mianaka izay nanaovana ombay mitady tao aminโ€™ny Facebook, taorianโ€™ny fanamarinana nataonโ€™ny Polisy

Araka ny fanazavana voaray, disadisa teo aminโ€™izy mpivady no voalaza fa nahatonga ilay ramatoa niala tao an-tokantranony.

Nikisaka moramora, Ramatoa rehefa Raikitra ny disadisa tao antrano, Tรฉo vao Raikitra ny ombay eraky ny Tambazotra serasera momba azy Telo mianaka rehefa Tsy hita Ramatoa

Voamarina fa nakany aminโ€™ny zokinโ€™ilay ramatoa nipetraka ao Itaosy izy ireo. Nidina ifotony ihany koa ny Polisy sy ilay rangahy ka nahita azy ireo tao aminโ€™ilay toerana, niaraka taminโ€™ny zokiny sy ny vadiny.

๐Ÿ“ŒMAROANTSETRA : LEHILAHY NOSAMBORINA NOHO NY FISANDOHA HO PROCUREUR SY MPISOLONKY Lehilahy iray fantatra aminโ€™ny anarana...
24/08/2026

๐Ÿ“ŒMAROANTSETRA : LEHILAHY NOSAMBORINA NOHO NY FISANDOHA HO PROCUREUR SY MPISOLONKY

Lehilahy iray fantatra aminโ€™ny anarana hoe TSIMIRAFY Samuel, avy ao Antalaha, Faritra SAVA, no nosamborinโ€™ny Zandarimariam-pirenena tao Antakotako, Maroantsetra, ny Zoma 21 Aogositra 2026.

Voalaza fa nisandoka ho mpisolovava, Procureur ary zandary izy, ka nampanantena olona ny famoahana voafonja, fitadiavana asa ary raharaha samihafa, mba hahazoana vola sy fananana.

Voalaza ihany koa fa efa nikasa hampiaka-bady zanakโ€™olona iray tany ambanivohitra izy, taminโ€™ny fisandohana ho Procureur.

Nentina natao famotorana tao aminโ€™ny Brigadinโ€™ny Zandarimariam-pirenena ao Maroantsetra ilay voarohirohy, ary atolotra ny Fampanoavana ny raharaha.

๐Ÿ“ท ยฉ RADIO 2000 โ€“ Maroantsetra
โœ๏ธ Roddy Jupiter

๐Ÿ“Œ๐—ฉ๐—ผ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ถ ๐— ๐—ผ๐—ป๐—ท๐—ฎ ๐˜ƒ๐˜†๐Ÿ’ฅ Raha tsiahivina, Taorian'ny Vava Tsy ambina izay nataon'i Monja vy Teto amin'ny Tambazotra sera...
23/08/2026

๐Ÿ“Œ๐—ฉ๐—ผ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ถ ๐— ๐—ผ๐—ป๐—ท๐—ฎ ๐˜ƒ๐˜†

๐Ÿ’ฅ Raha tsiahivina, Taorian'ny Vava Tsy ambina izay nataon'i Monja vy Teto amin'ny Tambazotra serasera fesiboky dia nokarohina ary efa Voasambotra ny tenany, isan'ireo Vaovao nalaza tao Toamasina izy ity

Raha ny fantatra ihany koa dia efa mandeha ny fakana am-bavany azy.

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Natacha journaliste posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Want your business to be the top-listed Shop?

Share