Ailes

Ailes Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ailes, Boutique Store, Antananarivo, .

Ailes 🕊️
🛍️ Boutique de Mode & Accessoires.

✨ L'élégance et la qualité dans chaque détail✨

📍 Antananarivo | Mandray commande ho an'ny rehetra.

📩 Contactez-nous en MP 😘

Ireto indray ny vaovao ho an' ireo mbola tsy nahazo😍✅Tena @ ilay mitana hafanana tsara be.    ✨Gourde thermos ✨     📌800...
11/06/2026

Ireto indray ny vaovao ho an' ireo mbola tsy nahazo😍

✅Tena @ ilay mitana hafanana tsara be.

✨Gourde thermos ✨
📌800ml: 18 000 Ar
📌1L: 20 000 Ar

📩Mp aingana fa stock limité anie❗


❗❗Iza avy no mbola tsy nahazo❗❗📌Araraoty fa tena mety be @ izao andro ririnina izao ✅ Bouilloire thermos MARADO (3L)📍Pri...
06/06/2026

❗❗Iza avy no mbola tsy nahazo❗❗

📌Araraoty fa tena mety be @ izao andro ririnina izao

✅ Bouilloire thermos MARADO (3L)
📍Prix: 49 000 Ar

✅Gourde SUS 316 (1L)
📍Prix : 20 000 Ar

📩Mp avy hatrany


🔥 Fer à Repasser 🔥Araraoty fa tena mora ity ry zareo anh 😍 ✅ Fer à repasser sans vapeur✅ Mafana tsara, misy réglage de t...
05/06/2026

🔥 Fer à Repasser 🔥
Araraoty fa tena mora ity ry zareo anh 😍

✅ Fer à repasser sans vapeur
✅ Mafana tsara, misy réglage de température.

📍Prix 30 000 Ar
❗ Stock limité ❗


Iza avy ilay mitady bodifotsy kely ho an' ny ankizy ry Maman isany?😍✅ Tsy matevina be izy io fa somary maivana @ ilay qu...
29/05/2026

Iza avy ilay mitady bodifotsy kely ho an' ny ankizy ry Maman isany?😍

✅ Tsy matevina be izy io fa somary maivana @ ilay qualité tena tsara be.
✅ 1 place
💥Prix: 20 000 Ar💥

📩 Mp avy hatrany


😍Araraoty fa tena mora be ity😍✨Gourde thermos  SUS 316 ✨✅ Tena mitazona hafanana ✅  Capacité: 1L💥Prix: 19 000Ar💥❌Stock L...
29/05/2026

😍Araraoty fa tena mora be ity😍

✨Gourde thermos SUS 316 ✨

✅ Tena mitazona hafanana
✅ Capacité: 1L

💥Prix: 19 000Ar💥

❌Stock Limité ❌

📩Mp avy hatrany


Salama daholo😍Araraoty fa tena tsara be ry reto anh‼️Tsy mila miandry ela, tsy mila mandrehitra afo intsony fa ity ny va...
12/05/2026

Salama daholo😍
Araraoty fa tena tsara be ry reto anh‼️
Tsy mila miandry ela, tsy mila mandrehitra afo intsony fa ity ny vahaolana @ izao andro mangatsiaka izao.

✨ Marado (3.0L).✨
BOUILLOIRE + THERMOS
✅ Bouilloire no sady thermos
✅ Mitazona hafanana mandritra ny fotoana maharitra
✅ Capacité: 3.0 Litres

❗Vitsy ny stock ka araraoty❗

📩Mp avy hatrany


✨Jupe jean longue fendue✨📍Ity iray ity ihany no disponible de suite fa  mandray commande foana izahay anh😍📩 MP avy hatra...
28/04/2026

✨Jupe jean longue fendue✨

📍Ity iray ity ihany no disponible de suite fa mandray commande foana izahay anh😍

📩 MP avy hatrany raha hanao commande.


Coucou les filles 😍  ✨Jupe crayon fendue✅ Moulante✅ Taille unique: S,M,L💥Prix exceptionnel : 20.000Ar💥📍 Disponible de su...
27/04/2026

Coucou les filles 😍
✨Jupe crayon fendue
✅ Moulante
✅ Taille unique: S,M,L

💥Prix exceptionnel : 20.000Ar💥

📍 Disponible de suite
📩Mp aingana fa tena ireo 2 ireo ihany no ato anie!


Bonsoir daholo😍Misaotra anareo mpanaraka ny pejy rehetra tsy mitsahatra manohana  sy nametraka fitokisana taminay nandri...
17/04/2026

Bonsoir daholo😍

Misaotra anareo mpanaraka ny pejy rehetra tsy mitsahatra manohana sy nametraka fitokisana taminay nandritra izay fotoana izay❤️

📌 Mikasika ilay izay tena tianareo be omaly dia miala tsiny izahay fa tsy mandray commande aloha izahay hatreto🙏
📢 Tsy resaka zaitra fotsiny intsony no ho hita eto amin'ny pejy manomboka izao fa hisy zava - baovao maro hafa ho avy tsy ho ela ka araho foana ny pejy Ailes
📍Mandray commande zaitra foana hatrany izahay na eo aza izany anh


🔥 OFFRE À NE PAS RATER !🔥Hey les filles!😍✨Patchwork Cardigan✨✅Taille standard ( S,M,L)📍Disponible de suite ⚠️ ATTENTION ...
16/04/2026

🔥 OFFRE À NE PAS RATER !🔥
Hey les filles!😍
✨Patchwork Cardigan✨
✅Taille standard ( S,M,L)
📍Disponible de suite

⚠️ ATTENTION : STOCK TRÈS LIMITÉ ! ⚠️

📩 Contactez-nous en MP immédiatement


Address

Antananarivo

101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ailes posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

  • Want your business to be the top-listed Shop?

Share