10/06/2026
Cc daholo!
✅️Hanao live isika am sabotsy 13 juin 2026 à 15h00
✅️Abonnéo haingana ny page fb Habit bébé bdb
✅️Hisy fizarana 50 cadeau 0Ar
✅️Hisy koa fizarana crédit 1.000Ar ho an’olona 10 zay tsara vintana mandritra an’io live io
✅️Hisy koa varotra lamba isankarazany an’olon_dehibe sy an’ankizy zay tena hoe fizarana manomboka 0Ar à 20.000Ar, hisy varotra poketra koa
✅️Frais de livraison 4.000Ar ny centre ville(analakely, antanimena, ankadifotsy, ankorondrano, ivandry, ...) _ 5.000 à 6.000Ar ny péripherie(anosizato, anosipatrana, itaosy, ivato, sabotsy namehana, tanjombato, ...)
✅️Meilleure partage mandritra an’io live io tonga d mahazo 10.000Ar aloa par mobile money
✅️Araho hatrany ny page fa manomboka am alatsinainy 15 juin isika mandra pahatapitry ny volana juin dia hanao live fizarana cadeau foana isaky ny am 12h30 hatram 13h30: atao isaky ny quartier _ frais de livraison 5.000Ar ian no aloa amin’io koa aza misaraka am page Habit bébé bdb ary e