14/10/2026
🌱🔥 MPAMBOLY SY TIA ZARIDAINA, ITY NO FITAOVANA ILAINAO! 🔥🌱
💦 PULVÉRISATEUR MANUEL 3 LITRES
✅ Tsotra ampiasaina, natao hanamorana ny fikarakarana ny volinao!
🌿 INONA NO AZONAO ATAO AMINY?
✅ 🌱 Fikarakarana voly : hanaparitahana fanafody famonoana bibikely sahaza ny voly.
✅ 💧 Fampiasana rano : hanondrahana sy hikolokoloana zavamaniry.
✅ 🪴 Fikarakarana zaridaina : mety amin'ny legioma, anana, voninkazo ary zavamaniry isan-karazany.
✔️ Mora entina sy maivana
✔️ Tsy mila herinaratra na batterie.
✔️ Mety amin'ny asa fambolena sy zaridaina madinika.
💰 VIDINY : 25 000 AR 🔥
🚚 MANAO LIVRAISON ANTANANARIVO SY NY FARITRA REHETRA ETO MADAGASIKARA! 🇲🇬
⚠️ STOCK LIMITÉ — Vitsy ny stock!
📞 TE HANAO COMMANDE VE IANAO?
📲 Antsoy na mandefasa hafatra amin'ireto laharana ireto:
☎️ 034 66 293 49
☎️ 033 76 108 71
🌱 Malaky sao tara
📩 COMMANDE MP na miantso avy hatrany