Pointures 42

Pointures 42 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Pointures 42, Shopping & retail, AMBOHIPO, .

🔥POINTURES 42 SHOP🔥
✅LEVEL UP YOUR STYLE✅


📱[IG: ]
[Tiktok:pointures42]📱
🌐 www.pointures42.mg 🌐
[‪whatsaap: ‪+261 34 87 348 56‬]📞

COLLABORATION &CREATION
TEAM RWIKORDZ & POINTURES42

Merci amn fatokisagna boss 🔥 LEVEL UP 🔥🤲🏼
12/06/2026

Merci amn fatokisagna boss 🔥
LEVEL UP 🔥🤲🏼

AMN’IRETO TITRE HIRAKO IRETO ,INO AMN’IREO TIANAO INDRINDRA ?🤭🤲🏼
AIZA NY TEGNA NANDONA FÔ NAO🤷🏽
AIZA AMN HIRAKO IREO NO TSY FOINAO FAFANA MINTSY☺️

🎵 FAKO 💔
https://www.youtube.com/watch?v=9jUt5rwhu-4

🎵 MIEZAKA✊🏽
https://youtu.be/d8TMTS9IHMI?si=o37EYx23h-Dvt8R-

🎵 ZAH FA KARAH TY 👑
https://youtu.be/X17510QNFfg

🎵 OUUWEH🔥(Coming Out) iboak tsy hoela clip
(Extrait sur tiktok) https://vt.tiktok.com/ZSxbBpXYF/

Soraty ny safidinao dia lazao ny antony tegna itiavanao izy .🥰🙏🏻

Tous produits par notre papa Davalt Record ☺️🤲🏼

Pointures 42 Shop Moozik M'zik RTA
Aye-Aye Madagascar fans
Universal Music Africa
Virgin Music Group Africa

09/06/2026

Level up my bro 🔥

🔥🤲🏼🥹
07/06/2026

🔥🤲🏼🥹

TSY FIFANINANANA NY FIAINANA

Teraka tamin'ny hopitaly manara-penitra anao, zah ndrek teraka tamn hôpital be nefa samy velona atsika zao.🫩
Nifoha avy tambony fandriana anao, zah nifoha avy tambony tsihy; nefa samy tafandry atsika ary samy nisy torimaso .🙂
Mihinana pizza anao, JIFRAX ndrek mihinana izay sakafo misy ary zay hitako nefa samy voky sy afa-po atsika🥹

Mitafy akanjo lafo vidy sy marika malaza anao, zah ndrek mitafy akanjo fripe ; nefa samy mahasarogno vatantsika atsika.🤭
Mitaingina fiara(t-mobile)raitra anao, zah ndrek mandeh tongotra ; nefa samy tonga amn tany andianatsika atsika.

Mamaky hafatra nh ty amin'ny iPhone na Samsung anao, zah ndrek nanoratra azy ty tamn foza orana; nefa samy mamaky sy maharay hafatra atsika .😒

Kay Nagnino zah hamoy fo? Ino Antony tokony amonoako tena?

Tsy fifaninanana ny fiainana.
Aloh atsika hianatra handray fiainana amin'ny lafiny tsara ary hankasitraka izay maha-atsika atsika. Zegny edy hahatonga atsika hiaina ela kokoa sy amim-pifaliana eto 🥰

Ankafizo fiainana na dia tsy feno fahafinaretana zay tianao aby.☺️
Satria ny tegna fahafaham-po dia tsy ny fahazoana zay ràh jiaby irigna, fa ny fankasitrahana izay efa eo am-pelatanananao.

Zah ràh Mandalo fw mivolagna hoe:
Salama tompokô, ary magnano samby mandry mifoha ho anareo jiaby !❤️🤲🏼

"TSY NY FANANANA BE NO MAHA-SAMBATRA , FA NY FAHAIZAGNA MANKASITRAKA ZAY ANANANA."🥰

Pointures 42 shop 👕
Aye-Aye Madagascar
fans Moozik

Level up your STYL
06/06/2026

Level up your STYL

MANGALA BARAK OROGNO 👃 ZAH KOA IVOLAGNA TSY AFAKA MIAIGNY TSISY ANAO🤪

Pointures 42 shop ✊🏽
Aye-Aye Madagascar
fans

05/06/2026

Level up TR 🔥✊🏽

Ry zalah 🔥🔥
04/06/2026

Ry zalah 🔥🔥

FA MBOLA ETO AHO ZAO ✊🏽
MBOLA MIJORO TSARA NA SOMARY FENO RATRA 🙂🤲🏼

Otrany hoe joueurs foot zany atsika maka sary eto Tanjona Randrianarivelo 😅

Pointures 42 fans
Moozik
Universal Music Africa

Level up your STYL 🔥✊🏽
03/06/2026

Level up your STYL 🔥✊🏽

EH MAMA TSARA 🥰
AVIA ANDEH IBALA2 🤭

KOA FA ATSIKA MITROTRO
TE WANIKO F*R*** LAOKO 🥵

23h…🕦 ty

Freelink on tiktok:
https://vt.tiktok.com/ZSxbBpXYF/

fans Pointures 42

Level up bro
02/06/2026

Level up bro

EH MAMA TSARA 😋
AVIA ANDEH IBALA2 🤭
FA ZAH TSY ADALA 🥵
ANTRAGNO VÔ MIPALA2 🤪

Zovy aby efa naheno extrait « OUUWEHHH » ahoana fahenoanao izy 🥰

HOAN’IZAY MBOLA TSY NAHREGNY SAMY MANDRAISA ANJARA AMN TIKTOK ALOHANY IBOAHANY 🤲🏼

https://vt.tiktok.com/ZSxbBpXYF/

Pointures 42 SHOP👕
Moozik fans
Aye-Aye Madagascar

30/05/2026

Azalah hira ty e 😂🔥

Address

AMBOHIPO

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pointures 42 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

  • Want your business to be the top-listed Shop?

Share