Fitahiana

Fitahiana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fitahiana, Shopping & retail, andraisoro, Antananarivo.

Neny sy zanaka vavy efatra 👩‍👧‍👧
Mizara fiainana andavanandro, torohevitra mahasoa, fitiavana ary hery ho an'ny reny sy vehivavy ❤️
Ho avy eto koa ny varotra sy surprise maro 😊

Natao ho anao ity😊🥰satria ianao olona tsara🥰😘
12/04/2026

Natao ho anao ity😊🥰
satria ianao olona tsara🥰😘

faly miarahaba antsika rehetra 🥰😘 ity misy teny kely mba hampahery antsika🥰Aza kivy raha miadana ny fandrosoana… mbola m...
10/04/2026

faly miarahaba antsika rehetra 🥰😘
ity misy teny kely mba hampahery antsika🥰

Aza kivy raha miadana ny fandrosoana… mbola mandroso ihany ianao.😘🫂

08/07/2025

🍀🍀🍀Hafaliana be sady surprise be😍🥰
Vao omaly aho no nahafantatra ny vaovao 😱🥺fa kay efa 15 herinandro zareo 2 kely no tao ankibo fa dia tsy nampilaza mihintsy
Somary taitra kely ihany aho nahare azy fa avy eo vao tena tonga saina dia faly be tena faly 🧸indrindra fa le hoe papozikely 2 be izao .
Tsy fantatra aloha hatreto hoe lahikely na vavy kely fa izay aloha no haiko hoe 2 zareo 😍 .. Tsy fantatro koa hoe iza ny ray amandreniny fa hafaliana fotsiny ny ahy hoe misy papozikely roa ao🙈🫣
Ianareo mamaky koa ve mba faly😂 fa azo atao copie collé ity statut ity iomehezana kely amin'izao fiainana efa sarotra izao 😂😂😂
Misaotra namaky hatramin'ny farany dia aza adino no m'abonner ny pejy Fitahiana mode 🙏🥰🥰

27/06/2025

Manahoana daholo🥰🥰🥰

16/06/2025

Manahoana daholo🥰🥰
Mirary fahombiazana feno ho antsika rehetra 🥰🥰

22/05/2025

Tehampahery ireo izay misedra olana aho androany
Fantaro fa Andriamanitra Dia manana lalana Sy drafitra tsara nomaniny hoanao
Fa Nadia mafy aza ny fitranganizany
Andriamanitra tsy hamela irery anao
Manana finoana🙏🙏

20/05/2025

Mirary tontolo andro feno fahasoavana ho antsika rehetra.

20/05/2025

Address

Andraisoro
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fitahiana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share