J&L Shopping Mdg

  • Home
  • J&L Shopping Mdg

J&L Shopping Mdg 🛍️ J&L Shopping Mdg 🛍️
👗 Vente en détail d'articles tendances 👠
💯 Qualité garantie & Prix abordables 💸
🚚 Livraison rapide (Tana & Province) 📦

09/08/2026
Merci de faire partie de mes followers les plus actifs ainsi que de ma liste hebdomadaire des interactions ! 🎉 Ãnnïę Ãnn...
07/08/2026

Merci de faire partie de mes followers les plus actifs ainsi que de ma liste hebdomadaire des interactions ! 🎉 Ãnnïę Ãnnïę, Laurah Rakoto, Fabienne Randrianasolo, Lalaina Rakotoarinivo, Ny Aina Safidy, Nah Ras, Antonia Melie

🔥 Manao fanamby kely isika androany! 🔥Raha tena miandry ny arrivage vaovao sy ny live avy amin'i JL Shopping MDG ianao d...
30/07/2026

🔥 Manao fanamby kely isika androany! 🔥

Raha tena miandry ny arrivage vaovao sy ny live avy amin'i JL Shopping MDG ianao dia:

❤️ Ataovy "J'aime" ity post ity
💬 Manorata "VONONA" amin'ny commentaire
👥 Ary tago ny namanao 2 mba hiara-hiandry ny surprise!

Misaotra anareo rehetra amin'ny fanohanana. Tsy ho ela dia hiverina miaraka amin'ny entana tsara tarehy, kalitao ary vidiny tsy mampino izahay! 🛍️✨

⏳ Aza miala lavitra... fa hisy vaovao lehibe ho avy! 😉💖

🧸🤎 Ry neny malala, ahoana raha averintsika indray ny LIVE NOUNOURS? 🥹✨Mbola maro ireo nounours mahafatifaty miandry tomp...
29/07/2026

🧸🤎 Ry neny malala, ahoana raha averintsika indray ny LIVE NOUNOURS? 🥹✨

Mbola maro ireo nounours mahafatifaty miandry tompony, ary mety hisy vidiny manokana sy surprise ho anareo. 🎁💖

Raha tena te hiverina ny LIVE ianareo dia asio ❤️ na soraty hoe "ENY" ao anaty commentaire. Rehefa maro ianareo dia manomana LIVE isika! 🥰

✨ Aza adino ny manasa namana mba hiara-hankafy ny LIVE! 🧸🤎

29/07/2026

🌙 Mirary hariva sambatra! 🤎
Misaotra amin'ny fitokisana an'i JL Shopping MDG. 🛍️✨

🌸 Mirary hariva sambatra ho antsika rehetra! 🌸Enga anie ny fiandohan'ity hariva ity hitondra fiadanana, fifaliana ary fi...
29/07/2026

🌸 Mirary hariva sambatra ho antsika rehetra! 🌸

Enga anie ny fiandohan'ity hariva ity hitondra fiadanana, fifaliana ary fitahiana ho anareo sy ny ankohonanareo. 💖

Misaotra hatrany amin'ny fitokisana sy ny fanohanana an'i JL Shopping MDG. Mirary fotoana mamy ho anareo rehetra! 🥰

✨ VAOVAO MAMY HO ANAREO 😍🐻💛 ✨Mbola misy ilay NOUNOURS TENA MAMY 🥰🎁🏷️ Misy étiquette💰 18 000 Ar ihany 🔥🔥🎀 Tena mety ho ca...
27/07/2026

✨ VAOVAO MAMY HO ANAREO 😍🐻💛 ✨
Mbola misy ilay NOUNOURS TENA MAMY 🥰🎁
🏷️ Misy étiquette
💰 18 000 Ar ihany 🔥🔥
🎀 Tena mety ho cadeau ho an’izay tianao indrindra 😍💛
📩 Liana? MP haingana fa mety ho lany! 🛍️✨

🇲🇬✨

🌙🤎 Zao vao tena hatory izahay ry malala 😴✨Mbola nandamina sy nikarakara ny entanareo hatramin’izao 🥹📦Mamy be mihitsy nar...
26/07/2026

🌙🤎 Zao vao tena hatory izahay ry malala 😴✨
Mbola nandamina sy nikarakara ny entanareo hatramin’izao 🥹📦

Mamy be mihitsy nareo e! 🥰🤎
Misaotra indrindra tamin’ny fahatokisana sy ny commande rehetra 🙏✨

Mirary torimaso mamy sy alina milamina ho anareo rehetra 🌙😴🤎
J&L SHOPPING MDG 🖤🤎✨

26/07/2026

🤎✨ Misaotra be dia be anareo rehetra ry malala! 🥹🙏
Vita daholo ny commande 🛍️📦
📞 Rahampitso mandray téléphone daholo isika ho an’ny livraison! 🚚🤎
J&L SHOPPING MDG 🖤🤎✨

🤎✨ MANKASITRAKA BE DIA BE ANAREO REHETRA! ✨🤎Vita daholo ny entanareo ry malala 🥹🛍️Misaotra indrindra tamin’ny fahatokisa...
26/07/2026

🤎✨ MANKASITRAKA BE DIA BE ANAREO REHETRA! ✨🤎
Vita daholo ny entanareo ry malala 🥹🛍️
Misaotra indrindra tamin’ny fahatokisana sy ny commande rehetra 🤎🙏

📞 Rahampitso dia mba mandray téléphone daholo isika, satria manomboka ny livraison 📦🚚✨
Mankasitraka anareo hatrany 🤎

J&L SHOPPING MDG 🖤🤎✨
🤎📦

Address

Antananarivo

101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when J&L Shopping Mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Want your business to be the top-listed Shop?

Share