12/09/2022
Miarahaba o, izahay eto Analakely Paris sy Univers Mode, Analakely Paris dia manasa antsika rehetra, hiara hientana aminay ho fanampiana an’i Geovanna kely.
Izahay koa dia manjifa ny tapakila ho amin izany, koa aza misalasala miantso anay na manoratra aminay mivantana.
Misy ihany koa ny rohy ahafahana mividy ny tapakila.
Tongava maro eee.
Mirary herinandro finaritra ho antsika
https://www.helloasso.com/associations/association-divine-madagascar/evenements/levee-de-fonds-pour-aider-au-soins-de-geovanna-merci-de-votre-generosite