15/02/2022
Mafy ny lavitry Tanindrazana.
Kanefa Kosa!!!!!
Tsy sakan'ny fahasambarana ny fitady...
Ho antsika rehetra monina aty France, mihaino ny hetahetampon'ny tsirairay izahay amin'ny fanafarana harena tsy foy avy amintsika Madagasikara.
Ravitoto
Voanjibory
Anamalao sy ny karazany
Vary mena
Kôko voanio
Vilany gasy
Sahafa
Sy ny sisa mbola ho aseho...
Ka aza mitsahatra mitsidika ny pejy fa isankarazana ny entana amidy ato amin'ny ''Epicerie des îles'',
izay natao ahafapo atsika tsirairay... 🤗