19/08/2026
Miarahaba oh,
Rehefa avy nanolo batterie iPhone 13 Pro,
Dia hita fa tsy ampy nappe 1 ny objectif apn, sy tsy misy lidar
Rehefa nazavaina ilay client hoe ilay 0,5 ihany sisa no mandeha fa afaka soloina le objectif dia nanapa-kevitra izy hoe atao sady faly fa nandeha daholo ny 0,5 X1, X3.
Ny mahafa-po anareo no tanjonay, koa aza misalasala mandefa mp avy hatrany na miantso
+261335763050, +261348402134
Dispo sur whatsapp