Durag Store Mdg

Durag Store Mdg Porte le durag. Domine les waves. Affiche ton style.✨

La qualité fait la différence !

▪️ACCESSOIRES WAVES DISPONIBLE 🌊Natao ho an’ireo izay hitazona waves propre sy style ary ho an’ireo izay vo hiditra ao a...
05/04/2026

▪️ACCESSOIRES WAVES DISPONIBLE 🌊

Natao ho an’ireo izay hitazona waves propre sy style ary ho an’ireo izay vo hiditra ao anatin’ny tontolo ny Waves mihintsy😁✅

Hitanao ao anatin’izany ny:
▪️DURAG(qualité SUPÉRIEURE✅)👇🏼
-Durag Noir(tissu satin licra)⬛️
-Durag blanc(tissu satin licra)⬜️
-Durag Noir Velours⚫️
Mety tsara amin’ny :
✔️ maintien
✔️ compression
✔️ entretien waves
✔️ style isan’andro
▪️PRODUIT sy BROSSE:
-Gel super waves🌊
-Brosse waves🌊

Raha mahalina anao dia manasa anao hiditra mp avy hatrany fa vonona ny handray anao izahay😁

⚠️ Aza tara sao lany stock‼️
☎️: 038 41 543 18
Lieu:Ambanidia(tsara raha miantso alohan’ny andalovana)

Livraison à partir de « 3.000 Ar »📦/mandefa any amn faritra✅📦

Tonga indray ny arrivage  (couleur noir⚫sy blanc ⚪):Qualité supérieure hatrany✅(tsy mbola nandiso fanatenana anao😁)Raha ...
15/12/2025

Tonga indray ny arrivage (couleur noir⚫sy blanc ⚪):

Qualité supérieure hatrany✅(tsy mbola nandiso fanatenana anao😁)

Raha mahalina anao dia midira mp avy hatrany fa vonona ny handray anao izahay😊

Livraison Tana/provinces📦
☎️: ▪️038 41 543 18

NOUVEAU ARRIVAGE DE DURAG ! 🧢(Qualité supérieure)Couleur noir et blanc dispo⚫⚪🎯 DURAG — MPIARO SY MPIKARAKARA NY VOLONAO...
07/07/2025

NOUVEAU ARRIVAGE DE DURAG ! 🧢(Qualité supérieure)

Couleur noir et blanc dispo⚫⚪

🎯 DURAG — MPIARO SY MPIKARAKARA NY VOLONAO !

Na manao waves ianao, na manao tresses, ny durag no mpiara-dia tsara indrindra amin’ny volonao :

✨ •Manampy mamolavola sy mitazona tsara ny waves ho madio sy milamina.
✨ •Miaro sy mitazona ny endriky ny tresses mandritra ny fotoana ela.
✨ •Manampy hitazonana ny hamandoana, hisorohana ny fahasimbana sy ny fahatapahan’ny volo.
✨ •Miaro amin’ny fikoropahana sy manampy hitazonana endrika tsara, na dia rehefa matory aza.
"Waves. Tresses. Endrika. Fiarovana."🤩

📦 Livraison rapide possible à Tana et provinces

Raha mety aminao dia manasa anao iantso ny laharaka eo ambany☺️

☎️: 038 41 543 18

034 51 134 83

Salama tompoko!😁-Tsy nahatratra an'ilay promotion ve ianao nefa te ahazo pack waves complet?? 👉Mbola mitohy hatrany ny p...
22/03/2025

Salama tompoko!😁

-Tsy nahatratra an'ilay promotion ve ianao nefa te ahazo pack waves complet??

👉Mbola mitohy hatrany ny promotion(réduction de prix à 20%‼️) ato aminay ka aza tara ara manjifa izany🌊😁

👉 Accessoires waves izay ahazoanao:
▪️DURAG 1(Couleur noir ou blanc).
▪️BROUSSE WAVES.
▪️GEL SUPER WAVES.

-Raha mahalina anao dia manasa anao andefa mp avy hatrany fa vonona ny andray anao izahay😊

Contact:034 51 134 83
038 41 543 18

Produit waves sur commande❌

Salama tompokoMaro be ianareo mbola miandry vola, ao ireo vao hitady 💪Tsapanay daholo izany ary hanome anareo fotoana in...
21/10/2023

Salama tompoko
Maro be ianareo mbola miandry vola, ao ireo vao hitady 💪

Tsapanay daholo izany ary hanome anareo fotoana indray izahay fa mbola mitohy atrany ny promotion accessoire complet fanaovana waves aminy sarany 20.000ar monja❣️

Ho anareo izay hanantona ka tsy mahita hoe aiza ilay rond point hakana ilay accessoires fanaovana waves dia io amin'ny sary io izy tompoko.😄

11/09/2023

Manana volo tsotra ve ianao?🧒
Maniry te hanao waves?🌊

Aza matahotra fa tsy mifidy volo tompoko ny Waves

Arakarakin'ny fanaovanao azy ihany no mampivoka anio
Arakarakin'ny produit hampesainao ihany no mampivoka anio

Rafotsy : Fa inona marina no tena hitiavanao ana ty eh?😒🙄Ela: ...👇🧐
11/09/2023

Rafotsy : Fa inona marina no tena hitiavanao ana ty eh?😒🙄

Ela: ...👇🧐

08/09/2023

Tinao hivoka 360 waves ve ny volonao?

ohatran'izao no fibangona azy tompoko😁

Aza adino fa mbola misy ny pack accessoire complet fanaovana waves izay hazahoanao Durag noir iray amin'ilay matevona tsara miampy brosse ary gel super waves be izao,😝

Hey, mbola betsaka ny olan'ny panjifa tsy voavaha eto amin tsika ka ndao ho vahana🤗👉Tsy hoe nande ny varotra charbon an'...
04/09/2023

Hey, mbola betsaka ny olan'ny panjifa tsy voavaha eto amin tsika ka ndao ho vahana🤗

👉Tsy hoe nande ny varotra charbon an'ny Rakoto dia iny koa ianao fa nivarotra charbon
👉Tsy hoe nandroso be ny epicerie an'i Rabe dia iny koa ianao fa nanangana epicerie ary teo akaikin'ny Rabe mihitsy ilay izy no natsangana

Io aminy sary io ary misy sationana olan'ny panjifa iray izay tsy voavaha anay ka sao mba voavahanao?😆😆

Aza adino fa mbola misy ny accessoire fanaovana waves aminy vidiny mirary tompoko ka manasa anao handefa message ra mila fanontanina😁

Ianareo koa ve efa tratran'ity feeling hafahafa ity?Ny olona rehetra : Mifety,💃 mandihy ,🕺 manalazy🤹‍♂️Ny ao anaty lohan...
01/09/2023

Ianareo koa ve efa tratran'ity feeling hafahafa ity?

Ny olona rehetra : Mifety,💃 mandihy ,🕺 manalazy🤹‍♂️

Ny ao anaty lohan'ialahy : Takizay ihany aho nijanona tany atrano

Inona no mety ho antony? feeling tsy mitovy ve? sa mieritreritra an'ilay makafoka be ny apitsonio fety io🤣 🤔

Hey, aza adino fa misy accessoire fanaovana waves ato aminay aminy vidiny mirary tompoko🥰

https://www.facebook.com/100068406994308/posts/pfbid022QgYuMvFc8Tmw5CZbbcMyMPeEo22joQmTGmBauqgVzfS4hBwnPyY7jjLJTxUSt4ml/?app=fbl

Address

Ambanidia

Telephone

+261380814981

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Durag Store Mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share