Lambawax

Lambawax Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lambawax, Shopping & retail, Ambatolampy.

Anytime, anywhere, any mood 😁
27/04/2025

Anytime, anywhere, any mood 😁

Mamay 🔥🔥🔥🔥🔥🔥
28/03/2025

Mamay 🔥🔥🔥🔥🔥🔥

Meteza re ho vatolampy, mijoro manoloana ny rivotra,
Tsy manaiky ho lembenana, fa mijoro amin’ny heriny.
Ao aminao no misy ny faharetana sy ny fitiavana,
Izay fototry ny fiainana, mandrafitra ny ho avy.

Mijoro ho an’ny rariny, aza mety kivy,
Satria isika dia afo mirehitra,
Manazava, manafana, ary manome hery.

Mijoro e, satria "raha tsy mihetsika ianao dia toy ny namany ihany!" ✊❤️🩵🤍

Mandrosoa hasina aby ! 😘

Sary: Naly Rak 🙏
Akanjo: Lambawax 💃
Kavina: Création ❤️

🔥

🔥🔥🔥🔥
06/03/2025

🔥🔥🔥🔥

Salama e

Manao inona ianareo androany ?

Ity misy bon plans

Stand 16 no misy anay AIR Connector

Ahitana ny Lambawax Ho An'i Neny sy Dada AIR Communication Kanto Fitness Sakaiza Ma Santé Business Outing By AIR Communication

Mikasa hanao jeu izahay

Ataovy en commentaire eo commentaire eo hoe ny Loka tianao zaraina

24/12/2024

Maro no Hetsika nandraisanay anjara ity taona 2024 fa ity nampiankanjo an'i tatie Adrienne Irma Rabemanantsoa - AIR tamin'ny Hetsika nataon'ny AIR Connector tany Ambatolampy ity Tena ❤️❤️❤️❤️

Salama daholo e,Araka ilay nambaranay nandritr'ilay Vente privée tao amin'ny Sam's iny dia anisany toerana ahitana ny ti...
07/05/2024

Salama daholo e,

Araka ilay nambaranay nandritr'ilay Vente privée tao amin'ny Sam's iny dia anisany toerana ahitana ny tissus wax ato aminay izao ny ao amin'io toerana Io.

Azonao atao noho izany ny manao recupération (Manakambahiny) fa mbola mitohy hatrany ny livraison

Faly izahay fa androany no nanao livraison voalohany any atsimon'ny Nosy any e

Sy ilay mampiakava ny no niara-novidian'ity namana ity

Afaka mitsidika Io pejy Io ianareo ahitanareo ny entana tsara be isan-karazany amidy ao

Mazotoa omana izay eo am-pisakafoanana oo

Akanjo Lambawax no nisaloran'i Adrienne Irma Rabemanantsoa - AIR nandritry ny fizarana nataony nandritry ny   karakarain...
05/05/2024

Akanjo Lambawax no nisaloran'i Adrienne Irma Rabemanantsoa - AIR nandritry ny fizarana nataony nandritry ny karakarain'ny Atalia Madagascar , Atalia Konnekt Sy Atalia Conseils androany maraina

Ankasitrahanay hatrany izy mitondra ny akanjonay amin'izay toerana alehany rehetra 🌷🌷🌷

Dia zarainay eto ny fehezanteny namaranany ny fizarana nataony hoe Manàna Vina, Araho ny nofinofinao 🥰

Mirary alahady mahafinaritra ooo

Address

Ambatolampy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lambawax posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share