Iharantsoa ferme

Iharantsoa ferme Ity pejy dia ity dia natao hizarana zavatra mahasoa, mahasoa ahy, mahasoa anao, mahasoa ny hafa. Mifanasoa isika �

Vavy 2 sy lahy 1 4,5 mois EFA hanatodyMp Ary tompoko
27/08/2026

Vavy 2 sy lahy 1
4,5 mois EFA hanatody
Mp Ary tompoko

21/08/2025

Tsy takatry ny saina ny fitondran'Andriamanitra 😍🥰😘
TSARA FOANA 💌

Brushing vaovao sous cartonMatanjaka be 7500watMarque ENZOPrix adorable : 140.000ar
01/07/2024

Brushing vaovao sous carton
Matanjaka be 7500wat
Marque ENZO
Prix adorable : 140.000ar

24/05/2024

Lesona iray izay tena mahavery indrindra indrindra ny tanora ankehitriny ny ho zaraiko anareo androany 😊

Ny fiheritreretana fa raha tsy miasa tena tsy hanankarena izany ❌ diso

Raha tsy manangana orinasa dia very tanteraka ❌ diso

Raha tsy lasa any an-dafy tsy ahita mangirana mihintsy eo amin'ny fiainana❌ diso

Hakamoana no mahatonga an'ireo fomba fisainana ireo

Rehefa mbola tsy misy atao enao dia izay tandrifinao aloha hanombohana azy

Izaho dia tsy nanana orinasa tamin'ny voalohany fa nitady asa foana , nitady asa amanolona , efa niasa sy nahita karazana experience tany ampesana vao nahita orinasa azo hatsangana

Kanefa maro ny olona vao resahina asa dia hoy izy foana hoe : ka le miasa amanolona anie tena enjana be e , ka le asa tena izao no tena hitako mety nefa za tsy misy fond ...

Ny hafatra tiko ampitaina dia rehefa mbola tsy mahita asa tena atao dia miasà aloha sady mianatra tsikelikely ny tontolo ny fandraharana , miasà hamenoanao ny banga rehetra fa raha sady tsy te hiasa enao no tsy misy fond dia hainao angamba ny hiafarany izany...

Ilaiko nareo tsy hifidy asa atao fa na asa tena misy eo , na miasa eto Madagascar , na miasa any ivelany dia ataovy rehefa mifandraiky amin'ilay tanjona napetrakao ,izay no niadohako

"Ampifandraiso amin'ny tanjonao ny opportunité rehefa tandrify amin'ny fiainanao"

Io ny hafatra 🌟

Hanankarena enao raha vonona 🌟

Arrivage Gambas : 25.000ar 😋 (1kg)                     Carpe : 25.000ar 😋 (1kg)Livraison possible ❤
22/05/2024

Arrivage Gambas : 25.000ar 😋 (1kg)
Carpe : 25.000ar 😋 (1kg)
Livraison possible ❤

Arrivage ooo!!! Vy mafy tsaraPrix mora hatrany ny antsikaPaquet de 10 😍
22/05/2024

Arrivage ooo!!! Vy mafy tsara
Prix mora hatrany ny antsika
Paquet de 10 😍

22/05/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Rindra Ravaka Andriamihaja, Tiffanie shop, Mah Moda, Andry Andrianjafy

Idée cadeaux de mèreRideaux semi-lourdPrix cadeaux : 37.000ar (2 pièces)Livraison possible
21/05/2024

Idée cadeaux de mère
Rideaux semi-lourd
Prix cadeaux : 37.000ar (2 pièces)
Livraison possible

Address

Ambohibao

Telephone

+261334011378

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Iharantsoa ferme posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Iharantsoa ferme:

Shortcuts

Share