Tsara-Sanjy

Tsara-Sanjy Ato ny ahitanao zavatra tsara jiaby

07/07/2026

📌Dispo de suite
📏Taille M,L
💵Vidiny mirary ataontsika 35.000 ar
Aza misalasala tongava en mp👇👇

📌Dispo de suite 📏Taille XS,S 💵Vidiny mirary Tongava en mp
06/07/2026

📌Dispo de suite
📏Taille XS,S
💵Vidiny mirary
Tongava en mp

04/07/2026

Waoooooww coup de coeur-ko 🥰🥰
✅Dispo de suite
✅Tissu coton matevina tsara sady double, mafana tsara
📏Taille S,M,L
💵Prix 40.000 ariary fotsiny
🏢Lieu Ambohipo

🚚 Manao livraison ihany koa zahay fa aza misalasala mandefa mp 👇

Coucou ho atsika jiaby mpanaraka page sy izay mbola tsy mpanaraka ary manasa anareo hanaraka fa misy raha tsara be ato e...
23/06/2026

Coucou ho atsika jiaby mpanaraka page sy izay mbola tsy mpanaraka ary manasa anareo hanaraka fa misy raha tsara be ato e👗
— Voalohany dia Misaotra atsika rehetra nandray anjara t@ lalaontsika iny fa androany ny fotoana nifanarahana hanaovana an’ilay tirage hahazoan’ny mpandresy lela vola 50.000 Ariary 💵💵dia i Madame Maman'i Aydan , izy no nahafeno fepetra rehetra 👏👏 ka manasa anao hiditra mp .
— Dia eto mo zah mialatsiny aminareo rehetra mpifanina izay tsy nahazo fa mampanantena anareo izaho fa mbola ho maro ny lalaontsika ary mety samy mbola hahazo ny anjarany avy daholo fa aza miala lavitra pagentsika ary araho tsy tapaka -sanjy 👇👇

23/06/2026

Salama atsika jiaby mpanaraka page, tapitra ny lalaontsika ary androany hariva no hatao ny tirage sy hanomezana an’ilay loka💵 hoan’izay nahafeno fepetra
📌Fa aza adino fa mbola misy fona ny arrivage ntsika 👗

18/06/2026

Aiza daholo oo 😍😍
✅Article dispo de suite tsara be sady luxe be daholo, tena hoe top e👗nefa sady mora kely raha oharina @ hatsarany 🥺
📏Taille XS,S

🚚Livraison partout Madagascar 🇲🇬

— Aza adino ihany koa fa mbola mitohy ny lalaontsika de mahazo loka 50.000 ar hoan’ny mpandresy 💵
—Zao ary ilay izy :
#
-tsik 👉👉Tsara-Sanjy
eto namanao mba mba hi abonné sy hi partage ary hanisy commentaire nao .
@ Groupe dimy(5) misy anao.

Dia izay farany maro réaction indrindra no mahazo an’ilay loka 💵💵
—Ary ny lalaontsika dia mifarana @ 22 juin

Ndao ary samy hi tanter chance de aza adino ny manao capture rehefa avy niazara 🥰🥰

15/06/2026

🚨 Ehh les filles 😊

✅Aza tara ay anankiray ihany sisa amreto modèle reto
Sady matevina tsara qualité tena @ lay waoooow be mitsy.
💃🏻 Miazakazaha mandefa Mp fa sao tara ee🥰

15/06/2026

❗️Enssemble jupe fourrure top modèle dispo de suite chez nous
📏Taille S,M,L
📌Bonne qualité
💵Prix abordable
🚚Manar livraison partout Madagascar

11/06/2026

🥰🥰🥰waoooww Tsara be
✅Dispo de suite
📏taille XS

11/06/2026

Address

Ambohipo
Ambohibao
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsara-Sanjy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share