04/03/2025
Salama daholo isika ato 👋🥰
Inty ary ny valin'ilay lalao an
Tena niady ny baolina fa isa iray no tsy nampitovy ireto mpifanina roa ireto🙈
Ka noho izany dia omentsika crédit 1.000ar ny faharoa
Manasa anareo nahazo loka hiditra mp azafady
Mialatsiny amin'ny fahatarana ry reto a 🙏🙏