Sancha Bootik

Sancha Bootik Acheter chez nous, c'est choisir le style et la qualité au meilleur prix. ✨

02/01/2026

Venez vite en MP pour commander ces exemplaires unique !

✨ Robe Noire Fleurie Élégante - Taille M/L ✨Ho anao tia "style" somary serieux nefa tsara kely! Robe mainty, "col volant...
02/01/2026

✨ Robe Noire Fleurie Élégante - Taille M/L ✨
Ho anao tia "style" somary serieux nefa tsara kely!
Robe mainty, "col volanté" sy tanany lava style voile.
Tena mibikabika ianao amin'ity sady "classe" be! 🖤🌸

Prix : 20 000 Ar fotsiny!

📢 Andao hiresaka :
Araka ny hevitrao, mety kokoa ve ity robe ity hanaovana "soirée" sa mety entina miasa? Lazao anay ao amin'ny commentaire ny hevitrao! 👇

Izay tonga voalohany no mahazo! 📥 MP avy hatrany raha hanafatra!

🌸 Robe Courte Fleurie - Taille S/M 🌸Tena "mignon" kely ity robe fohy ity! Loko marron clair/nude miaraka amin'ny motifs ...
02/01/2026

🌸 Robe Courte Fleurie - Taille S/M 🌸
Tena "mignon" kely ity robe fohy ity! Loko marron clair/nude miaraka amin'ny motifs voninkazo kely. 👗✨

Tena mety tsara amin'ny mivoaka mitsangatsangana na miaraka amin'ny namana!

Prix : 15 000 Ar fotsiny!

📢Fanontaniana :
Raha ianao no manao ity robe ity, aleonao ve manao "talons" sa "baskets" miaraka aminy?
Ataovy ao ao amin'ny commentaire ny valiny! 👇

Izay tonga voalohany no mahazo! 📥 MP avy hatrany raha hanafatra!

✨ Robe Longue Fleurie Chic - Taille L/XL ✨Tena mahafatifaty sy kely ! Robe maxi bordeaux fluide misy motifs voninkazo ke...
02/01/2026

✨ Robe Longue Fleurie Chic - Taille L/XL ✨

Tena mahafatifaty sy kely ! Robe maxi bordeaux fluide misy motifs voninkazo kely, tena "élégante" . 👗

Tena mihaja be! 🌹

Prix : 20 000 Ar fotsiny!

📢 Tagueo ao amin'ny commentaire ny namanao sao tiany ity!
Partageon ity sary ity mba ho hitan'ny namanao!

Izay tonga voalohany no mahazo! MP avy hatrany raha hanafatra! 📥

Robe Courte Imprimée Pastel - Taille S/MRobe tsara loko kely sady maivana be, motifs "paysage" pastel malefaka sady kant...
02/01/2026

Robe Courte Imprimée Pastel - Taille S/M

Robe tsara loko kely sady maivana be, motifs "paysage" pastel malefaka sady kanto. ✨
Tena mety tsara amin'ny fivoahana rehetra na fety aman-danonana!🌸

Prix : 15 000 Ar fotsiny!

✨ Fanontaniana : "Artistique" tsara e ? sa ratsy ve izao ?
Valio ao amin'ny amin'ny commentair e! 👇

🏃‍♀️ Izay tonga voalohany ihany no mahazo! 📩 MP avy hatrany raha hanafatra!

01/01/2026

🔥 CHAUD - HOT - MAFANA BE 🔥 - Robes Tendances

➡️ Aza misalasala intsony e! Jereo ao amin'ny pejy facebook SANCHA BOOTIK daholo ny modèle rehetra ary safidio izay tena tianao!

🏃‍♀️Aingana! 📩 Alefaso MP ao amin'ny pejy izay safidianao tianao !

Robe Fleurie Mauve et Violette - Taille M/L Robe tsara loko kely sady manome bika, misy motifs voninkazo violet sy fotsy...
01/01/2026

Robe Fleurie Mauve et Violette - Taille M/L

Robe tsara loko kely sady manome bika, misy motifs voninkazo violet sy fotsy. ✨💜

Tena mihaja sady mety tsara amin'izay événement rehetra!

Prix cadeaux : 5 000 Ar fotsiny!

✨ Fanontaniana : Tianao ve ny loko ohatr'izao? Lazao anay ao amin'ny commentaire ny hevitrao! 👇

🏃‍♀️ Izay tonga voalohany ihany no mahazo! 📩 MP avy hatrany raha hanafatra!

Robe Baby Doll Rose à Pois - Taille SRobe mahafatifaty kely, style "Baby Doll". ✨ Lamba maivana sy mivelatra tsara (vapo...
01/01/2026

Robe Baby Doll Rose à Pois - Taille S

Robe mahafatifaty kely, style "Baby Doll". ✨
Lamba maivana sy mivelatra tsara (vaporeuse), misy tanany fohy "ballon". Milay be e ? 💖

Prix : 15 000 Ar fotsiny!

✨ Fanontaniana : Ahoana ny fahitanao ity style "Baby Doll" ity? Lazao anay ao amin'ny commentaire ny style tianao ! 👇

🏃‍♀️ Izay tonga voalohany ihany no mahazo! 📩 MP avy hatrany raha hanafatra!

Robe Courte Vaporeuse Imprimée Jaune - Taille M/L ✨Robe Tsara loko kely sady maivana be, décolleté en V, bordure misy de...
01/01/2026

Robe Courte Vaporeuse Imprimée Jaune - Taille M/L ✨

Robe Tsara loko kely sady maivana be, décolleté en V, bordure misy dentelle mainty. 🌟

Somary manify dia mila manao jupon na short atao anatiny raha tsy izany sexy be. 😍
Fa mihaja kely ihany koa anefa an!

Prix ataontsika 5.000 Ar fotsiny!

✨ Fanontaniana : Tianao ve ny style vaporeuse ohatr'izao?

Lazao anay ny hevitrao ao amin'ny commentaire! 👇

🏃‍♀️ Izay tonga voalohany ihany no mahazo! 📩 MP avy hatrany raha hanafatra!

Robe Maxi à Rayures Marine et Blanc - Taille L/XLTena lava tsara ilay robe sady miavaka kely ianao ao anatiny! ✨Tena mai...
01/01/2026

Robe Maxi à Rayures Marine et Blanc - Taille L/XL

Tena lava tsara ilay robe sady miavaka kely ianao ao anatiny! ✨

Tena maivana be ny lamba sady mety tsara amin'ny vanim-potoana rehetra, na mangatsiaka na mafana!

Prix : 20 000 Ar fotsiny!

✨ Fanontaniana :Inona no tianao kokoa style "rayures" sa motifs voninkazo?

Soraty eo amin'ny commentaire ny hevitrao! 👇

🏃‍♀️ Izay tonga voalohany no mahazo! 📩 MP avy hatrany raha hanafatra!

31/12/2025

Robe Fleurie Terre Cuite – Chic et confortable pour toutes occasions ✨
Idéale pour taille M et L
Promo : 15 000 Ar !

Robe Longue Fleurie Printemps - Taille L/XLTena mahafatifaty kely ity robe ity! ✨Robe maxi fluide miaraka amin'ny "col e...
31/12/2025

Robe Longue Fleurie Printemps - Taille L/XL

Tena mahafatifaty kely ity robe ity! ✨

Robe maxi fluide miaraka amin'ny "col en V" croisé sy motifs voninkazo mavo kely. Ny tanany dia 3/4 ary ny lokony dia tena manome "fraîcheur" sy hazavana ho an'izay manao azy. ☀️

Tena mety tsara amin'ny fety, na fiarahana miaraka amin'ny fianakaviana! 🌼

Prix : 20 000 Ar fotsiny!

✨ Fanontaniana : Ahoana ny hevitrao momba ny lokon'ity robe ity? Tsara aminao ve ny loko "lumineux" toy izao sa aleonao loko somary matsatso (sobre)?
Lazao anay ny hevitrao ao amin'ny commentaire! 👇

🏃‍♀️ Izay tonga voalohany no mahazo! 📩 MP avy hatrany raha hanafatra!

Address

Antsararay
Ambohimanarina
TANA101

Opening Hours

Monday 07:00 - 16:00
Tuesday 07:00 - 16:00
Wednesday 07:00 - 16:00
Thursday 07:00 - 16:00
Friday 07:00 - 16:00
Saturday 07:00 - 16:00

Telephone

+261342717010

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sancha Bootik posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share