Femme d'affaire

Femme d'affaire tsy azo atao ny mi-pub video sy sary mamohafady sy vetaveta ato tompoko

13/02/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Jchain Nova, Miot Mi, Cläu Dia, Amelia Taylor, Sahondra jimilla, Ginah Ratovoarivanona, Satatriniaina Alexandre

Ny story tsisy tsony Ny Google  miovaova Inona koa ny manaraka 🤧
13/02/2026

Ny story tsisy tsony
Ny Google miovaova
Inona koa ny manaraka 🤧

11/02/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Jchain Nova, Miot Mi, Cläu Dia, Amelia Taylor, Sahondra jimilla, Ginah Ratovoarivanona

04/02/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Solofo Tambanivohitra, Amiral Making Too, Andry Serasera, Vanessa Delphine, Loulou Mélanie Rvk, Mih Boo

Mba ahoana ary zany ny momba an'i Tanjona Randrianarivelo 🤧
30/01/2026

Mba ahoana ary zany ny momba an'i Tanjona Randrianarivelo 🤧

30/01/2026

📌 𝗥𝗜𝗩𝗢 𝗗𝗢𝗭𝗔 𝗙𝗬𝗧𝗜𝗔 : 𝗩𝗶𝗻𝗮𝘃𝗶𝗻𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗵𝗶𝗱𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗮𝗻-𝘁𝗮𝗻𝗲𝘁𝘆 𝗲𝗼 𝗮𝗻𝗲𝗹𝗮𝗻𝗲𝗹𝗮𝗻’𝗶 𝗧𝗮𝗺𝗯𝗼𝗵𝗼𝗿𝗮𝗻𝗼 𝘀𝘆 𝗦𝗼𝗮𝗹𝗮𝗹𝗮 𝗮𝗻𝗶𝗼 𝗮𝗹𝗶𝗻𝗮 𝗻𝗮 𝗿𝗮𝗵𝗮𝗺𝗽𝗶𝘁𝘀𝗼 𝗦𝗮𝗯𝗼𝘁𝘀𝘆 𝟯𝟭 𝗝𝗮𝗻𝗼𝗮𝗿𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟲 𝗺𝗮𝗿𝗮𝗶𝗻𝗮.

▶ Tany amin’ny manodidina ny 238 Km avaratra andrefan’i Besalampy no nisy ny foiben’ilay rivodoza FYTIA tamin’ny 03 ora tolakandro teo araka ny nambaran’ny foibe famantarana ny toetry ny andro . Nitombo hery ka lasa rivodoza mahery izy, izay niakatra ho 120 Km/ora ny rivotra miaraka aminy izay arahina tafiotra 170 Km/ora manakaiky ny foibeny. Nikisaka nianavaratra somary avaratra atsinanana izy ka nahafaka 7 Km/ora.

▶ Vinavinaina hiditra an-tanety eo anelanelan’i Tambohorano sy Soalala i FYTIA anio alina na rahampitso Sabotsy 31 Janoary 2026 vao maraina be. Mety hahatratra 155 Km/ora ny rivotra hiaraka aminy, arahina tafiotra manodidina ny 215 Km/ora amin’ny fotoana hidirany an-tanety.
Manoloana izany dia miova toy izao ny filazana loza :

📕📕 Loza mitatao miloko mena : Boeny sy Melaky

📒📒 Loza manambana miloko mavo : Betsiboka, Bongolava, ny Distrikan’Ankazobe sy Anjozorobe ;

📗📗 Fanairana miloko maintso : Itasy, Alaotra Mangoro, ny Distrikan’Ambatolampy, Ambohidratrimo, Andramasina, Manjakandriana, Antananarivo Renivohitra, Antananarivo Atsimondrano ary Antananarivo Avaradrano.

▶ Aorian’ny fidirany an-tanety dia hamakivaky ny faritry ny afovoan-tany ity rivodoza ity ka ahiana hitondra rotsakorana betsaka (50 hatramin’ny 150 mm/24 ora) amina faritra maro
❗️❗️ Ahiana mafy ny tondradrano, ny fiakaran’ny renirano, ny fihotsahan’ny tany sy ny lalana. Misy ny fampitandremana mikasika izany. ❗️❗️

▶ Tombanana hivoaka any an-ndranomasina kosa izy ny Alahady maraina, any amin’ny faritra Atsinanana.

29/01/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Fåh Bïœ Lãh, Stãn Cïah RN, Rose Nazira, Finaritra Finaritra, Juolette Fara, Nantenaina Sy Mialy, Ravaka Nomenjanahary, Lianah Andolalaina, Flancia Derilin, Mioty Soa, Fafah Nouellah

Misy liana @ pince inox ve tsika eto Majunga ?⛔Tsy mety arafesina - Tsy mora tapaka - Tsy mora simba fa afaka lovain'ny ...
21/01/2026

Misy liana @ pince inox ve tsika eto Majunga ?
⛔Tsy mety arafesina - Tsy mora tapaka - Tsy mora simba fa afaka lovain'ny taranaka 🤭
Prix: 20pcs > 9000ar

Raha betsaka no mila dia afarako ny entana
Soraty ao @ commentaire ary ny hoe "MILA" Raha mahaliana anao 🙏
🙏 Identifié-o ny namana sao mba mila ko izy 🙏
Abonné-o ny page fa betsaka ny fizarana mahasoa ho alefa eto ☺️

👇Ireto ihany ny laharana azahoana ahy 👇
033.37.775.27 - 034.79.104.66
NY ANKOATRA AN'IREO DIA MPISOLOKY 👌

21/01/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Fyhfi Nantoanina, Tafitasoa Fiononana, Hasminah Makoa, Maman Ny Aiko, Chanyah Chanÿ, Tsantan'ïavo Angolaina, Erica Ratolojanahary, Mamitiana Narindra, Nantenaina Fleuria, Mïę Nÿ Aiku, Tatianah Nomenjanahary, Zainah Fitahiana, Ashÿ Stæcÿ Lia, Diane Tojoniaina, Volamena Fanamperana, Fyh Fyh, Fandresena Abrianu

Porte blindée 🚪Tôle 15" matevina be Tube (cadre) 40/30 (1,2)Hauteur 1m80 Largeur 80cmGrille de protection 65cm² Mp ny pr...
20/01/2026

Porte blindée 🚪
Tôle 15" matevina be
Tube (cadre) 40/30 (1,2)
Hauteur 1m80
Largeur 80cm

Grille de protection 65cm²
Mp ny prix na ny tsara tonga de miantso fa tsy de connecté
Toerana : Majunga
☎️ 032.72.882.19 - 033.95.163.79 - 033.37.775.27

Toy izao ilay volo rehefa vita 😘Gel vahona + yaourt + mask sy sérum fampiasako zao no nanaovana an'io 👍Araho foana ny pe...
18/01/2026

Toy izao ilay volo rehefa vita 😘
Gel vahona + yaourt + mask sy sérum fampiasako zao no nanaovana an'io 👍

Araho foana ny pejy fa hisy fizarana toro-hevitra mahasoa foana ato
Sady maimaimpoana a ☺️ tsisy hoe mp mp sy sarany kely zany

abonné-o ary dia asao namana mba hanaraka ny pejy e 🙏
Mankasitraka oh 🙏

18/01/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Nantenaina Agnès Ratahiantsoa, Nek Axel, Õõ Lärrÿ Õõ, F'yht Raharimalala, Olivia Mampihaingo, Hasina Starza, Miharisoa Raz, Saby Rinah, Eriniaina Ëlînäh, Herencia Annem, Harena Fiftia, Tinah Stephanie Michel, Luxia Vanessa Ysandrah, Tsiky Ravaka, Nofii Diana, Catycia Mora, Cathicia Notoavina, Fa Ni Ry RH, Clarisse Françiah, Henïn'tsõa Malala, Patricia Washer, Annie Nathalia, Annah Rakoto, Anjarah Cammy Ran, Añtsä Aly, Mÿah Yollande, Mïtih La Ëlle, Nayah Mitantsoa, Fanih Samura, Nilaina Nekena, Mitia Gracia, Nambinina Jaffa, Narindra Hasina, Marroü Tinah, Lahatra Patriciah, Oly Rasoanomenjanahary, RM Richella, Nekena Mamiratriniavo, Fitahiana Sarobidy, Stephanie Shamima Shenseea, Ra Diam's, Lrïna Jayanah, Rah Fy Manjaka, Yarnoro Tiandreny

Address

Amborovy
104

Telephone

0325974888

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Femme d'affaire posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share