Andr'Ian Art MGQ

Andr'Ian Art MGQ 🥰Bienvenue chez nous ❤️Qualité. Prix juste. Service rapide.🛍️Votre satisfaction, notre priorité ☺️✨ Livraison partout à Madagascar🚙🚲🛵

👋Coucou 😁😤Sahirana foana ve mitady sira sy poivre ao an-dakozia?   ☹️Lasa lena sy very hanitra ve ny épice?  😊Ity ny Vah...
12/08/2026

👋Coucou 😁
😤Sahirana foana ve mitady sira sy poivre ao an-dakozia?
☹️Lasa lena sy very hanitra ve ny épice?
😊Ity ny Vahaolana :
✅ PORTE EPICES 3 SERIE EN VERRE ✅
👉 400ml 🤩 Qualité amin'ilay tsara🤩
☺️Mitazona tsara ny hanitra😊
💰Prix: 19.000Ar / 1
🛍️ Achat par livraison hatrany an'!🚲🛵🚙
🛍️Mp avy hatrany ary oh!☺️
📞 Contact : 0322198318


👋Coucou 😘😁👉Inona ary ny  tsiambaratelon'ny purée malefaka ?🤔 👉Valiny an! Dia ny 🔥 PRESSE PURÉE 🔥🤔⁉️Nahoana? 👉Satria izy ...
10/08/2026

👋Coucou 😘😁
👉Inona ary ny tsiambaratelon'ny purée malefaka ?🤔
👉Valiny an! Dia ny 🔥 PRESSE PURÉE 🔥
🤔⁉️Nahoana?
👉Satria izy irery ihany no fitaovana mora ampiasaina manerantany hafahana manao purée eo no eo 😁
👉Tombony:
1. Tsy mila courant☺️
2. Mora diovina 🤩
3. Mora ampiasaina 🥰
💰Prix : 10.000Ar
🛍️ Achat par livraison 🚲🛵🚙
📞 Contact : 0322198318
🛍️Mp ary oh 🥰


🙏🥰😘 Misaotra indrindra ry reto an! 2K followers sahady ny page 🙏🥰
04/08/2026

🙏🥰😘 Misaotra indrindra ry reto an! 2K followers sahady ny page 🙏🥰

04/08/2026

🚍 GOURDE VOITURE POUR ENFANTS 🚍
👍😉🔝
💰Prix : 20.000 Ar 🥰
📦 Couleurs disponibles : Jaune, Rose, et Beige
📞 Contact : 032 2198318
🚚 Achat en ligne ihany an!😊 Livraison partout à Madagascar 🚲🛵🚙
Mp oh🥰🛍️


👋 Coucou maman et tantine 🥰☺️🛍️homano dia eny izao ny fidiran'ny zazah anareo😁🚍 GOURDE VOITURE POUR ENFANTS 🚍✅ Misy sang...
04/08/2026

👋 Coucou maman et tantine 🥰☺️
🛍️homano dia eny izao ny fidiran'ny zazah anareo😁
🚍 GOURDE VOITURE POUR ENFANTS 🚍

✅ Misy sangle → afaka hiambozonana ☺️mora entina any @ sekoly na aiza na aiza😊
✅ Design bus kely → Tena tian'ny ankizy an 😍
✅ 500ml →Afaka asina rano mafana sy jus
✅ Tsy mitete ary kalitao tsara an👍😉🔝

💰Prix : 20.000 Ar 🥰
📦 Couleurs disponibles : Jaune, Rose, et Beige
📞 Contact : 032 2198318
🚚 Achat en ligne ihany an!😊 Livraison partout à Madagascar 🚲🛵🚙


03/08/2026

😍🛍️🔥 Bouilloire électrique en silicone Pliable
🔥 Qualité amin'ilay 🔝😉



👋Hey 😁😫Sahirana ve ianao miandry rano mafana any am-piasana na any amin'ny toerana misy anao?🥺😅Sa ngeza  loatra ny bouil...
03/08/2026

👋Hey 😁
😫Sahirana ve ianao miandry rano mafana any am-piasana na any amin'ny toerana misy anao?🥺
😅Sa ngeza loatra ny bouilloire anao dia tsy azo entina mandehandeha?😔
👉Ity no vahaolana ho anao🤗
🔥 Bouilloire électrique en silicone Pliable
🔥 Qualité amin'ilay 🔝😉
✅ Afaka aforitra kely be → Tafiditra ao anaty kitapo , sac 😊
✅ Manafana rano haingana → 600W, 3 minitra dia vonona 🥰
✅ 600ml → mety anamboarana kafe, dite, na zava-pisotro tianao 😁
✅ Silicone kalitao tsara → Tena maharitra sy azo antoka 😉
✅ Loko maro no disponible→ Fidio izay mifanaraka aminao ( rose, blanc, rouge,jaune poussin et bleu ) 🤩

🛍️Na any @ bureau, any @ école, na any @ dihy lavitra...
👉Dia afaka hisotro rano mafana foana ianao!😁
💰Prix : 28.000Ar 😉
🛍️ Livraison partout à Madagascar 🚲🛵🚙



03/08/2026

👋Miarahaba antsika rehetra mpijery sy mpanaraka sy mpanjifa ary membre vaovao ato amin'ny Page 🌸 Andr'Ian Art Mgq 🌸

🙏🥰Misaotra betsaka amin'ny fahatokisanareo anay hatramin'izay.🙏Hialana tsiny ety ampiandohana raha tsy tato amin'ny page izahay andro maromaro noho ny adidy sy ny asa maro hiandreketana 🙏

🛍️ Andr'Ian Art Mgq dia boutique en ligne izay mivarotra akanjo vita confection: robe, haut, tee-shirt, ensemble pantalon, jogging etc... (Tsy manamboatra Costard sy robe marriage izahay ☺️) , mivarotra tennis,talons, botte,sac, ustensiles de cuisine ary fournitures scolaires.🛍️Marihina fa en ligne ihany izahay ☺️hirina hanana point de vente any aoriana ankinina amin'ny Tompo 🥰🙏

☺️Ireto misy Lamina vaovao napetrakay mba hialana amin'ny fifandirana kely sy fanatsarana ny fiaraha-miasa:

📌1. 🛍️ PRODUITS & PRIX
⭐Ny entana rehetra amidy eto dia kalitao tsara avokoa ☺️
⭐+ De 6 pièces vao mandefa entana en gros izahay 😊
⭐Ny Arrivage vaovao rehetra dia prix fixe ( Efa hataonay amin'ilay mora zakanareo) nefa afaka miady varotra ihany ianareo 😊

📌2. 📦 RESERVATION
⭐Ho an'ny confection manokana ity mba hampilamina ny rindran'asa anay :

📍Rehefa handefa commande ianareo dia mila fahamatorana ,mila malina azafady indrindra satria: misy efa voatapaka ny lamba dia izay ianareo vao miteny hoe: tsy hatao indray, manimba ny asanay izany 😑

📢 INFO IMPORTANTE :
📍Aoka mba ho marina tsara ny ⭐Taille⭐ Couleur ⭐Tissu⭐izay halefanareo aminay.

📍1 à 2 jours eo ny réalisation ny modèle 1
😊Mba hanananay fahatokisana sy hafahanay mandray ny commande avy aminareo ⭐Rehefa tena hafa-po ->
💰50% Acompte ny achat halefanareo aminay dia ny
💰50% sisa → Paiement à la livraison
(ARAKARAKY NY MODÈLE NY PRIX)
❌Sans acompte = pas de réservation❌

📌3. 🚚 LIVRAISON
⭐Mba hanamora ny fandefasana commande dia toy izao ny torimarika:
*Prénom: ...
*Contact: ...
*Adresse exacte: ...
*Livraison Matin ou Après-midi : ...

📍NB: Tsy manao livraison à l'heure exacte izahay satria maka entana aty aminay ny livreur vao manao livraison .Fa ho hezahina tratra ara-potoana ihany anefa izany😊
📍Ny frais de livraison dia miankina amin'ny halaviran'ny toerana misy anao🏘️
❌Antananarivo Ville = 4000ar
❌Ny Ankoatr' izay=5000ar

📍📱Rehefa miantso ny livreur dia mba raiso azafady indrindra ny appel ☺️maro ny livraison hataon'izy ireo dia tsy afaka miandry ela be .
📍Rehefa voarainareo ny entana dia mba jereo tsara ☺️fa tsy rehefa lasa ny livreur na tonga aty aminay rehefa vita ny livraison dia izay ianareo vao sanatria handatsa na hanakihana.

📢 LIVRAISON PROVINCE

✅ Paiement 100% avant envoi , halefanareo mobile money 📱
✅ Frais de livraison ( anaterana an'ilay colis eny @ bus 4.000Ar )
✅ Délai: 2à 3 jours eo ny fahatongavan'ny colis any aminareo 😊 arakaraky ny région sy ny lalana 😊

📌4. ☎️ CONTACT & SERVICE CLIENT
⭐Raha tsy voavaly ao amin'ny mp ianao dia afaka miantso na mandefa hafatra miafina amin'ny contact etsy ambany
📞 032 21 983 18*

📌5. 🛍️POLITIQUE DE RETOUR DE COLIS
⭐Raha toa ka tsy mety aminao ny entana dia azo homena ny livreur avy hatrany .
⭐Mandoha Frais de livraison hatrany ianao satria efa livrer tany aminao ilay entana na dia hoe tsy nety taminao.

📌6. 💌 FANAMARIHANA FARANY
⭐Rehefa voaray ny colis ka Okey ♥️dia mba handefaso "Retour" kely izahay ato amin'ny Page 🥰 tsy maninona na miaraka amin'ny sary aza ☺️

🙏 Mankasitraka indrindra anareo rehetra ☺️

☺️Salut les filles 😘👋🛍️ Arrivage indray ry manja kely an😍❣️Ensemble Vca😍🛍️ Qualité amin'ilay tsara ☺️💐Couleurs disponibl...
14/07/2026

☺️Salut les filles 😘👋
🛍️ Arrivage indray ry manja kely an😍
❣️Ensemble Vca😍
🛍️ Qualité amin'ilay tsara ☺️
💐Couleurs disponibles : Vert, Rouge et blanc 😍
💰Prix : 15.000Ar / 1
🛍️ Achat par livraison 🚙 mandefa any amin'ny faritra ihany koa izahay ☺️
📞 Contact : 0322198318

👋Salut les manja 😘 😁🥶Efa somary mangatsiaka ny andro eo!🔥Arrivage boots en daim no omenay anareo amin'ilay vidiny mirary...
15/04/2026

👋Salut les manja 😘 😁
🥶Efa somary mangatsiaka ny andro eo!
🔥Arrivage boots en daim no omenay anareo amin'ilay vidiny mirary 🥰
🛍️dispo en 4 couleurs 🙂
💰Prix : 38.000Ar pt 36 à 42( chaussé petit)
📌Raha pt 37 normal de 38 no antonona
🛍️ Achat par livraison à partir 3000Ar🚙

Address

Soanierana/Ankadimbahoaka
Antananarivo
101

Telephone

+261322198318

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Andr'Ian Art MGQ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share