Pavillon 727

Pavillon 727 Andavanandro milamina, fotoana manandanja miavaka, ny Pavillon 727 misy izay ilainao ! Mamela mamy ! 020 76 255 65 - 038 20 483 43

23/10/2025
🇲🇬Ry mpanjifa hajaina,Mba hahafahana mikarakara anareo tsara kokoa dia hisokatra manokana manomboka amin’ny 7 ora marain...
30/09/2025

🇲🇬Ry mpanjifa hajaina,

Mba hahafahana mikarakara anareo tsara kokoa dia hisokatra manokana manomboka amin’ny 7 ora maraina ny fivarotanay amin’izao sy ny andro manaraka.
Izany fanokafana aloha izany dia natao hanamora ny fividiananareo.

Misaotra tamin’ny fitokisana.

______________________________

🇫🇷Chers clients,
Afin de mieux vous servir, notre magasin sera exceptionnellement ouvert dès 7h du matin dans les jours à venir.
Cette ouverture anticipée a pour objectif de faciliter vos achats et de vous offrir plus de disponibilité.

Nous vous remercions pour votre confiance

Salama tompoko ! Ny "Anjoma 727" dia manolotra ho antsika ny Goldina 200g amin ny vidiny 2500Ar !!!Mety amin ny sakafo r...
14/04/2023

Salama tompoko !
Ny "Anjoma 727" dia manolotra ho antsika ny Goldina 200g amin ny vidiny 2500Ar !!!
Mety amin ny sakafo rehetra, ahosotra sy andrahoina, na mamy na masira👈 mety ho an ny olona rehetra satria ambany ny tahan ny sira ao aminy👍manome ny rehetra hery sy tanjaka ny vitamines A sy E ao anatiny 👌
Matsiro be indray zany ny sakafo amin ity faran ny herinandro ity !
Goldina, hasambaran ny mpianakavy!
"Anjoma 727"manolotra anao ny soa sy ny tsara hatrany !

Salama tompoko!Anjoma 727 manolotra ho antsika : Cocktail de fruit,  Delicia 8000Ar
07/04/2023

Salama tompoko!
Anjoma 727 manolotra ho antsika : Cocktail de fruit, Delicia 8000Ar

La fête arrive, pensons à décorer notre table à manger : 🔥bougie torsade couleur 15cm : 4000Ar le paquet de 12- bougie t...
31/03/2023

La fête arrive, pensons à décorer notre table à manger :
🔥bougie torsade couleur 15cm : 4000Ar le paquet de 12
- bougie torsade doré et argenté : 3000Ar le paquet de 4
💝 confettis de table en poudre 6500Ar
Confettis de table coeur ou étoile : 6000Ar
🌺pétales de décoration : 3000Ar
🌼Serviettes de table a jeter couleur : 3500Ar le paquet de 20
Anjoma 727 !

Salama tompoko o!Zoma ny andro, andro tsena izany eto Analakely sady malaza an ! Ny  "Anjoma 727" dia manolotra ireto ho...
31/03/2023

Salama tompoko o!
Zoma ny andro, andro tsena izany eto Analakely sady malaza an !
Ny "Anjoma 727" dia manolotra ireto ho antsika :
👉Crème liquide sucré 1l - 15500Ar
👉Margarine Goldina 200g - 2500Ar
👉Décoration poussin 2000Ar - 2500Ar
Anjoma 727.
Manaraka eto ihany ny tolotra hafa sady hitanao eny antoerana !

Salama indray isika ! Mitohy hatrany ny fiarahana sy ny tolotra miaraka amin i Goldina ! Shop Liantsoa Analamahintsy, Sh...
16/03/2023

Salama indray isika ! Mitohy hatrany ny fiarahana sy ny tolotra miaraka amin i Goldina ! Shop Liantsoa Analamahintsy, Shop Liantsoa Andravoahangy, Pavillon 727 !
Ho antsika tsy afaka manantona dia afaka miantso avy hatrany ny 0340652382. Mirary tontolo andro sambatra o!

Ambiance Goldina Pavillon 727 !
15/03/2023

Ambiance Goldina Pavillon 727 !

Address

Analakely
101

Opening Hours

Monday 07:00 - 16:00
Tuesday 07:00 - 16:00
Wednesday 07:00 - 16:00
Thursday 07:00 - 16:00
Friday 07:00 - 16:00
Saturday 07:00 - 16:00

Telephone

+261320367556

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pavillon 727 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share