Kality

Kality Kaly misy kalitao ��

Mbola misy dispo hatrany ô...Manao livraison izahayGâteau healthy...
21/08/2026

Mbola misy dispo hatrany ô...
Manao livraison izahay
Gâteau healthy...

Kolokoloy ny fahasalamana fa tena tantara bé rehefa marary a..Amin'ny alalan'ny sakafo no fomba iray hikajiantsika izany...
18/08/2026

Kolokoloy ny fahasalamana fa tena tantara bé rehefa marary a..
Amin'ny alalan'ny sakafo no fomba iray hikajiantsika izany...
Nareo koa bé MBA Liana sy tia ireto..
Cookies,...
Gâteau healthy

Manana inspiration koa ianareo mpanjifa an... Misaotra mahatoky foana e..'Hafa kely mits ilay inspiration.'D nataonay Ar...
18/08/2026

Manana inspiration koa ianareo mpanjifa an... Misaotra mahatoky foana e..'
Hafa kely mits ilay inspiration.'
D nataonay Araka izay fangatahany

Miverina milatsaka n'y hafanana, nisy orana mits aza t@ faritra sy toerana sasany...Vao miova ny toetrAndro Dia misy tra...
17/08/2026

Miverina milatsaka n'y hafanana, nisy orana mits aza t@ faritra sy toerana sasany...
Vao miova ny toetrAndro Dia misy tranga tsy mahazatra miova ihany koa...
Sady lasa mangatsiaka no manova toepahasalamana ihany koa.

Sary tsisy ifandraisana fa sakafo mahasalama ho an'ny rehetra.

Mbola misy dispo hatrany ôMisaotra hatrany mahatoky anayMirary fahasalamana,Gâteau Healthy Mety aminao,mety @ diabétique...
13/08/2026

Mbola misy dispo hatrany ô
Misaotra hatrany mahatoky anay
Mirary fahasalamana,
Gâteau Healthy
Mety aminao,mety @ diabétique,mety amin'ny olona tsy mihinana siramamy..
0346721480

Dispo de suite ô...Afaka manao livraison zahay ho an'ny rapitso Gâteau healthy..0346721480Message privé
11/08/2026

Dispo de suite ô...
Afaka manao livraison zahay ho an'ny rapitso
Gâteau healthy..
0346721480
Message privé

Zao Ilay fotoana mampite hihinana. Sakafo béNa koa hoe fety na lanonana samihafa...Misy karazana sakafo samihafaManana N...
11/08/2026

Zao Ilay fotoana mampite hihinana.
Sakafo bé
Na koa hoe fety na lanonana samihafa...
Misy karazana sakafo samihafa
Manana NIF sy STAT
Na Orinasa na fianakaviana na Fikambanana....
Contact & Whatsapp : 0346721480

Mahafantatra namana maromaro izaho rehefa mamonjy fety na fanasana. Misy karazana sakafo anakiray tsy MBA hohaniny fa en...
11/08/2026

Mahafantatra namana maromaro izaho rehefa mamonjy fety na fanasana. Misy karazana sakafo anakiray tsy MBA hohaniny fa entiny ho an'ny vady aman-janany?
Raha tsy izany tsy namonjy fety...
Inona Ary ô?
Oui, Ilay ao antsainao io mits.. Gâteau
💭 Fa inona no mahatonga n'y lanonana iray ho tena tsy hay hadinoina? 🎂✨

Fa ilay fotoana kely rehefa tonga ilay gâteau, sy Ilay teny hoe''Hifampizara ny mamy''

Satria misy zavatra manokana ny gâteau iray rehefa natao mifanaraka amin’ilay olona sy ilay fotoana. 💕🎂
Contact & whatsapp :0346721480

Address

Analamahitsy

Telephone

+261346721480

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kality posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category