Mi'ketrika

Mi'ketrika Vente de divers articles

✨ Tratry ny Pentekosta ho antsika rehetra! ✨Maniry fety sambatra, feno fiadanana sy fifaliana ho anao sy ny fianakaviana...
24/05/2026

✨ Tratry ny Pentekosta ho antsika rehetra! ✨
Maniry fety sambatra, feno fiadanana sy fifaliana ho anao sy ny fianakavianao manontolo ny pejy Mi'ketrika. Tsara tso-drano daholo mihitsy o! 🤍

Hararaoty tsara ity fotoana hialana sasatra sy hiarahana amin'ny fianakaviana ity.

Rendez-vous kely kosa ho antsika amin'ny herinandro ambony ho an'ilay LIVE be déballage sy ny vaovao momba ny batteries électroniques! Restez connectés! 😉

21/05/2026

🥁⚡ VAOVAO LEHIBE HO AN'NY MPANKAFY MOZIKA !
Fantatro fa efa ela ianareo no niandry... Manana vaovao tena BOMBA aho anio: efa an-dalana izao ny batteries électroniques 🥁 ary ho tonga ato anatin'ny 15 andro ka hatramin'ny 1 volana raha ela indrindra! Efa haintsika fa ho voafetra be ny stock (stocks très limités) ka izay haingana ihany no hahazo!
📦 FA INDRO KOA IRETO BAORITRA MARO IRETO!
Hanomboka hovahana tsirairay amin'iny herinandro ambony iny izy ireo, ary misy "pépites" sy zavatra tsara be dia be ao anatiny! ✨
🎥 RENDEZ-VOUS AMIN'NY HERINANDRO (LIVE BE DEBALLAGE) !
Hiara-hamoha ireto baoritra ireto mivantana isika amin'ny LIVE manokana amin'ny herinandro ambony!
📲 Abonneo dieny izao ny pejy mba tsy ho tara amin'io Live io sy ho anisan'ny hahazo vaovao voalohany indrindra raha vao tonga ny batterie électroniques!
Restez connectés ! ✨

👇 Commenteo "Liana" eto ambany raha te hahita ny zavatra ao anatin'ilay baoritra voalohany ianao!


"Ny mangina volamena, fa ny miverina kosa diamondra! ✨💎"​Tratry ny taona 2026 ho antsika rehetra!​Maro no nanontany, mar...
26/02/2026

"Ny mangina volamena, fa ny miverina kosa diamondra! ✨💎"

​Tratry ny taona 2026 ho antsika rehetra!

​Maro no nanontany, maro no niandry... Nangingina ny pejy Mi’Ketrika satria nisy ny "dingana lehibe" nomanina tamim-pitandremana. Ny maha-mpandraharaha tokoa mantsy dia tsy mijanona fotsiny amin’ny fivarotana, fa mikatsaka hatrany ny kalitao sy ny fahafaham-ponareo.

​Tsy niverina tànam-polo izahay: Arrivage Amazon goavana no indro atolotra anareo! 📦🔥

​🌟 Inona no vaovao?
​Vokatra voafantina (Cuisine, High-Tech, Bien-être...)
​Kalitao iraisam-pirenena amin'ny sarany mirary.
​Ary indrindra, traikefa vaovao ho an'ny mpanjifa tsirairay.
​Vonona ny hiara-hamaky ny "mistery" ao anatin'ireo baoritra ireo ve ianareo? Manomboka izao ny tantara vaovao...
​👇





✨ Lany avokoa ny batterie rehetra ! TOUT VENDU🔥🔥Misaotra betsaka indrindra anareo rehetra izay nividy sy naneho fitokisa...
09/09/2025

✨ Lany avokoa ny batterie rehetra ! TOUT VENDU🔥🔥

Misaotra betsaka indrindra anareo rehetra izay nividy sy naneho fitokisana 💛.

Ho avy tsy ho ela ny entana manaraka, mety haka fotoana kely, koa araho hatrany… misy zavatra tsara miandry anareo 🙌

🔥🔥ARRIVAGE POUR LES AMATEURS DE LA MUSIQUE  Batterie Électronique Portable avec Baguettes et Pédales – Pour ENFANT ET AD...
03/07/2025

🔥🔥ARRIVAGE POUR LES AMATEURS DE LA MUSIQUE

Batterie Électronique Portable avec Baguettes et Pédales – Pour ENFANT ET ADULTE

Découvrez une expérience de batterie authentique, où que vous soyez !

Caractéristiques principales :

🎵 Portable et légère
Grâce à sa conception enroulable, cette batterie électronique est ultra-légère et facile à transporter. Idéale pour les musiciens en déplacement ou pour une utilisation à domicile, elle combine style et praticité.

🥁 Sensation réaliste de batterie
Avec sa configuration complète, incluant pédales et baguettes, ce kit imite parfaitement la sensation de jouer sur une batterie traditionnelle. Idéal pour les débutants comme pour les amateurs expérimentés.

⏱ Contrôle de rythme ajustable
Adaptez le tempo à votre niveau avec la fonction réglable, un outil parfait pour progresser et peaufiner vos compétences.

💡 Fonction d'enregistrement intégrée
Capturez vos inspirations où que vous soyez ! Avec la fonction d’enregistrement, aucun moment créatif ne sera perdu.

🔌 Connectivité et alimentation flexibles
Alimentez votre batterie via USB ou adaptateur DC 5V. Les entrées et sorties audio permettent une connexion facile avec des écouteurs ou d’autres appareils.

---

Spécifications :

Dimensions : 41 x 29 cm

Matériau : Silicone durable

Câble USB : Compatible avec ordinateur, powerbank, etc.

Contenu de l’emballage :

✅✅1 Batterie électronique

✅✅2 Baguettes

✅✅2 Pédales

✅✅1 Câble USB

✅✅ Manuel d'utilisateur

👉 Transformez chaque endroit en scène musicale avec cette batterie électronique polyvalente et intuitive. Commandez dès maintenant et laissez votre créativité s'exprimer pleinement !

PRIX: 200.000 AR

Boutique: AVANCE CENTER TSIAZOTAFO

✅✅ 1ère étage box H 107
✅✅ 2e étage box F 209
✅✅ 3e étage, box F 307

🚴‍♂️🚴‍♂️Livraison tanà et en province

☎️☎️: 0345612795

🤗 Araka ny fotoana nifanomezana, dia indro ny valin'ny lalaontsika 🤗: 'setra Randriamanantsoo no nahafeno tanteraka ny f...
30/06/2025

🤗 Araka ny fotoana nifanomezana, dia indro ny valin'ny lalaontsika 🤗: 'setra Randriamanantsoo no nahafeno tanteraka ny fepetra ka omena azy ny prix promotionnel amin'ilay batterie, miaraka amin'ny PDF guide Batterie Débutant sy PDF guide FL Studio.

Manasa anao hiditra amin'ny hafatra miafina tompoko mba hahafahana manome anao ireo fanazavana rehetra sy ny antsipirihany.

📞 Contact: 0345612795
Mi’Ketrika – Miara-manampy anao hiroso lavidavitra!

VERY IANAO… Perte ianao raha tsy manararaotra mividy ity batterie électrique portable ato aminay ity. Ho lazaiko anao ny...
20/06/2025

VERY IANAO… Perte ianao raha tsy manararaotra mividy ity batterie électrique portable ato aminay ity. Ho lazaiko anao ny antony, ka vakio hatramin’ny farany (hisy SURPRISE)

Ireto no tombony miavaka amin’ity batterie ity :

* Mitovy tanteraka amin’ny batterie classique ny son-ny

* Afaka anaovana enregistrement FL STUDIO

* Misy tempo, volume, ary démos réglables

* Misy sortie jack sy sortie MIDI

* Misy fonction REC intégrée

> Tonga lafatra ho an'ireto manaraka ireto :

* Fiangonana

* Chorale na groupe gospel

* Ianao te hianatra na hizatra mitendry batterie

* Zanakao liana amin’ny zavamaneno

--------------

Vidiny : 200.000 Ar – mbola mora be raha oharina amin’ny valeur an’ilay batterie. Fa sao tsy ahatratra intsony fa hiakatra ny vidiny atsy ho atsy !

Livraison partout à Madagascar
Contact : 034 56127 95
----------------

SURPRISE : MISY JEU MAHAFINARITRA

Olona 3 no hisitraka vidiny promo – mahazo batterie amin’ny vidiny 150.000 Ar monja. Izany hoe remise -25% be izao.

Ireto ny fepetra hanananao vintana ho voafidy :

- Mi-j’aime sy mi-suivre ny page Mi’Ketrika

- Manasa (inviter) namana hanaraka sy hankafy ilay page

- Mi-partage ity publication ity amin’ny mur-nao sy any anaty groupe

- Manorata commentaire miavaka ary mi-tag namana 5 farafahakeliny

Daty farany : faran'ity volana ity

Tombony : tsy hoe mahazo batterie fotsiny ianao, fa ampianay PDF “Manomboka mianatra batterie” (guide pour débutants) sy Torolalana FL Studio (guide fototra hianarana enregistrement)

Sao ianao no iray amin’ireo 3 mahazo azy? Alefa fa aza tara ary !






RÉASSORT DISPONIBLE – Tonga indray ilay batterie!Batterie Électronique Portable – Avec baguettes, pédales et câble USB –...
26/05/2025

RÉASSORT DISPONIBLE – Tonga indray ilay batterie!

Batterie Électronique Portable – Avec baguettes, pédales et câble USB – Ho anao batteur pro/débutant, ho an'ny Fiangonana, ho an'ny chorale, groupe,....na koa ampiasaina ao an-trano fotsiny é, mety ho an'ny ankizy.

Une vraie expérience de batterie, où que vous soyez !

Points forts :
• Ultra légère & enroulable
• Sensation réaliste comme une vraie batterie
• Enregistrement intégré
• Connectable : casque, PC, powerbank, ampli, etc.
• Facile à utiliser – débutants & confirmés
---
Spécifications :
• Dimensions : 41 x 29 cm
• Matériau : silicone souple & résistant
• Alimentation : USB ou adaptateur DC 5V
• Inclus : 1 batterie électronique + 2 baguettes + 2 pédales + câble USB + manuel
---

PRIX : 200.000 Ar

Vidéos + quelques témoignages en commentaire

Livraison & envoi dans tout Madagascar

Récupération (Lundi-Samedi : Ankadikely / Dimanche après-midi: Andravoahangy ambony près Fjkm Andravoahangy Fivavahana)

MP ou appelez : 034 56 127 95

Stock très très limité – Réservez maintenant !

Address

Andoharanofotsy

Opening Hours

Monday 09:00 - 21:00
Tuesday 09:00 - 21:00
Wednesday 09:00 - 21:00
Thursday 09:00 - 21:00
Friday 09:00 - 21:00
Saturday 09:00 - 20:00

Telephone

+261347967378

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi'ketrika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mi'ketrika:

Share