Prix de Gros

Prix de Gros Entana tsara nefa mora

⌚🥰🩷 Montre Stella 🩷Mirehitra afaka atao arendrina izy ity 💥💥Zaza 3 _10ans eo no mety aminy. 💞PRIX 15000ar
14/06/2026

⌚🥰🩷 Montre Stella 🩷
Mirehitra afaka atao arendrina izy ity 💥💥
Zaza 3 _10ans eo no mety aminy. 💞
PRIX 15000ar

👜 Sac à main mahafatifaty ❤Couleur disponible rose, bleu, blanc, noirPRIX 15000ar
13/06/2026

👜 Sac à main mahafatifaty ❤
Couleur disponible rose, bleu, blanc, noir
PRIX 15000ar

Crème à main 🥰🥰🥰Manala mangavoka sy mampalefaka hoditraManitra bê😊PRIX : 15000ar izy 5❤
12/06/2026

Crème à main 🥰🥰🥰
Manala mangavoka sy mampalefaka hoditra
Manitra bê😊
PRIX : 15000ar izy 5❤

Satroka indray ary e.15000ar
04/06/2026

Satroka indray ary e.
15000ar

04/06/2026

Hajao ny asanao, ataovy tsara ny asanao. Fa indrindra, ento am-bavaka ny asanao...

03/06/2026

🙂 AOKA IZAY ITY MIMENOMENON-DAVA
ITY E.... SA AHOANA?
-
Mimenomenona rehefa mahita volofotsy...

Mimenomenona rehefa tsy antonina intsony ny akanjo...

Mimenomenona rehefa mahatsiaro tena ho antitra...

😏 Ampy nama izay fanarabian-tena izay a, aoka izay ity:
— “Lasa antitra aho…”
— “Lasa matavy aho…”

DIA MANINONA anefa e...?

Raha mandinika kokoa isika… dia tokony hangina...

🪞 Tsarovy fa tsy ny rehetra no mahazo io “olana” io.

✓ Misy olona maro izay tsy nahita ny volofotsiny.

✓ Misy koa izay tsy nahatsapa ny lanjan’ny taona sy ny fiainana.

✨ Angamba, ilay zavatra itarainantsika no mety ho porofo fa mbola nomena andro iray hafa isika.
• Ny volofotsy dia mariky ny fahendrena sy ny fahavokisan-taona (... raha tsy volon-kiry! 😅🙈)
• Ny fiovam-batana indray dia fahatsiarovana mangina fa mbola miaina isika, mbola velona isika,...

😌 Raha ny marina, tsy ny fahanterana no tokony hampanahy antsika indrindra… FA ny fomba iainantsika ny fotoana nomen'ny Tompo ho antsika.

📖 Voasoratra hoe: “Mampianara anay hanisa ny andronay, Hahazoanay fo hendry.”
— Salamo 90:12

🤗 Koa raha mahita volofotsy ianao anio… aza malahelo na tezitra e... Satria fahasoavan'ny Tompo izany.

👉 Eto sy anio, misaora AN'ANDRIAMANITRA noho izany tombom-pahasoavana nomeny anao izany.

Hotahin'i Jesoa 🙏 😘
---

Satroka mahafatifaty 😍PRIX 15000arLivraison à partir de 4000ar 🚚⛔ Afaka mandefa any@faritra
01/06/2026

Satroka mahafatifaty 😍
PRIX 15000ar
Livraison à partir de 4000ar 🚚
⛔ Afaka mandefa any@faritra

Montre avec 2 bracelets  PRIX 15000ar
01/06/2026

Montre avec 2 bracelets
PRIX 15000ar

Address

Antananarivo
Andoharanofotsy
102

Telephone

+261388383363

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Prix de Gros posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Prix de Gros:

Share

Category