Tsen'ako

Tsen'ako Bienvenue

Grande Promotion 🎊Lampe torche zoomable 🔦Sady recharge USB no recharge solaire 🥰Misy zoom mahatody lavitra ary miharitra...
26/02/2026

Grande Promotion 🎊

Lampe torche zoomable 🔦
Sady recharge USB no recharge solaire 🥰
Misy zoom mahatody lavitra ary miharitra tsara ny batterie 🔋

Prix promo 20.000ar au lieu de 40.000ar ka araraoty ary fa tolotra manan-kery amin’ity herinandro ity ihany ☝🏻

Smoothie time ! 🥤Emporte ton blender partout avec toi !Gobelet + mixeur en un seul produit !Recharge rapide, design élég...
01/05/2025

Smoothie time ! 🥤

Emporte ton blender partout avec toi !
Gobelet + mixeur en un seul produit !
Recharge rapide, design élégant et très pratique
À seulement 30.000 Ar
Dispo en ce moment – fais vite

POMMEAU DE DO**HE PORTABLE ET RECHARGEABLE 🚿Tsy mila zinga manovo intsony sady tsotra ny fampiasana azy (vidéo ao )Produ...
21/03/2025

POMMEAU DE DO**HE PORTABLE ET RECHARGEABLE 🚿
Tsy mila zinga manovo intsony sady tsotra ny fampiasana azy (vidéo ao )

Produit tena tsara ity ka araraoty ary fa stock limité.

OFFRE SPÉCIALE 🎉 🎉 Lampe tube rechargeable + panneau solaireTena mahavonjy amin'ny fahatapahan-jiro lava sy amin'ny toer...
10/03/2025

OFFRE SPÉCIALE 🎉 🎉

Lampe tube rechargeable + panneau solaire
Tena mahavonjy amin'ny fahatapahan-jiro lava sy amin'ny toerana tsisy jiro ireto, tonga dia mazava ny efitra 3

Tolotra manan-kery amin'ity herinandro ity ihany ka aza tara ary manao commande.

Arrivage baomba be ô !! 📢AMPOULE MUSIC 💡Sady mihaino hira no mazava ny efitrano👌Mandeha bluetooth ilay izy ary afaka ova...
05/03/2025

Arrivage baomba be ô !! 📢

AMPOULE MUSIC 💡
Sady mihaino hira no mazava ny efitrano👌
Mandeha bluetooth ilay izy ary afaka ovaina koa ny lokon'ny jiro.
Misy télécommande ihany koa miaraka aminy.

Mp si intéressé(e).

PROMOTION BE Ô !! 📢Lampe torche + Lampe frontal, natao amin'ny vidiny mora beChargeable ilay torche sady zoomableMandeha...
01/03/2025

PROMOTION BE Ô !! 📢

Lampe torche + Lampe frontal, natao amin'ny vidiny mora be
Chargeable ilay torche sady zoomable
Mandeha pile kosa ilay frontal

Aza tara ary manao commande fa manan-kery amin'ity herinandro ity ihany ny tolotra.
Livraison sur Tanà et Province.

POMPE À DÉBOUCHER.Vahaolana amin'ny lavaka tsentsina rehetra ao an-trano.Tsotra ny fampiasana azy (Vidéo en commentaire)...
22/02/2025

POMPE À DÉBOUCHER.
Vahaolana amin'ny lavaka tsentsina rehetra ao an-trano.
Tsotra ny fampiasana azy (Vidéo en commentaire)

Stock limité ka aza tara ary manao commande.
Livraison sur Tanà et Province.

Arrivage vaovao be ô 📢 !! LAMPADAIRE SOLAIRE - 3 modes : Automatique/Permanent/ Déctecteur de mouvement - Waterproof - D...
19/02/2025

Arrivage vaovao be ô 📢 !!

LAMPADAIRE SOLAIRE
- 3 modes : Automatique/Permanent/ Déctecteur de mouvement
- Waterproof
- Dimension : 30cm x 10cm

Produit tena tsara izy ity ary tena manazava ny tokotany sns.
Livraison sur Tanà et Province.

Arrivage vaovao be indray ô 📢 !!RUBAN ADHÉSIF na koa hoe TIP TOLEIlaina be amin'izao vanim-potoanan'ny orana izao hanape...
19/02/2025

Arrivage vaovao be indray ô 📢 !!

RUBAN ADHÉSIF na koa hoe TIP TOLE
Ilaina be amin'izao vanim-potoanan'ny orana izao hanapenana ny tafon-trano mitete rehetra satria tena tsy laitran-drano sady miraikitra mafy.
Eny tsy voatery tafo irery ihany fa zavatra plastique na vy mety daholo.

Aza tara ary manao commande fa stock limité.
Livraison sur Tanà et Province.

Arrivage vaovao be indray eee 📢 !!RUBAN ADHÉSIF na koa hoe TIP TOLEIlaina be amin'izao vanim-potoanan'ny orana izao hana...
17/02/2025

Arrivage vaovao be indray eee 📢 !!

RUBAN ADHÉSIF na koa hoe TIP TOLE
Ilaina be amin'izao vanim-potoanan'ny orana izao hanapenana ny tafon-trano mitete rehetra satria tena tsy laitran-drano sady miraikitra mafy.
Eny tsy voatery tafo irery ihany fa zavatra plastique na vy mety daholo.
Longueur : 10m

Aza tara ary manao commande fa stock limité.
Livraison sur Tanà et Province.

Address

Andoharanofotsy

Telephone

+261387240570

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsen'ako posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share