16/08/2026
Weekend miaraka @ Sac luxe kely 💋
8 volana izay no nananako azy 👜
mbola tsy misy fofopofonà cuire hiepaka na fermeture iraikitra izany aloha hatreto 🫶
Nefa dia efa entina foana gauche-droite 😅🖤
Qualité oa !! Ndrie indray no ho leo ✨
Ohatr’ahy manokana, tena tsy be sacs izany aho fa aleoko manana vitsy nefa polyvalent sady qualité 🙌
🔥