Cadôntsika

Cadôntsika ✨L 'Art d'offrir avec l 'élégance👗💐

✨ Bonne année 2026 à toutes mes magnifiques abonnées ✨Je vous souhaite une année pleine de style, de bonheur et de réuss...
04/01/2026

✨ Bonne année 2026 à toutes mes magnifiques abonnées ✨
Je vous souhaite une année pleine de style, de bonheur et de réussite 🥰❤️

Après une petite pause, je suis de retour avec mes premiers looks déjà dispo: robes et hauts stylés à prix doux 😍

📍 Ankadifotsy – Antananarivo
📦 Livraison possible

Merci pour votre fidélité et votre patience 🙏
LET’S SHINE ENSEMBLE EN 2026 💫

Coucou les filles🫶🥰Arrivages manja be antsika amin'izao ry reto an!!❤️🖤Détails et prix sur chaque photo🥰💐Lieu de récupér...
05/06/2025

Coucou les filles🫶🥰

Arrivages manja be antsika amin'izao ry reto an!!❤️🖤
Détails et prix sur chaque photo🥰💐
Lieu de récupération : Ankadifotsy,🤍
Livraison possible 🚚

Raha mbola eto an-tany aloha tsy misy ohatra an’i neny Ilay fitiavany ahy tsy mba lany ❤️Miarahaba ny reny rehetra nahat...
25/05/2025

Raha mbola eto an-tany aloha tsy misy ohatra an’i neny
Ilay fitiavany ahy tsy mba lany ❤️

Miarahaba ny reny rehetra nahatratra izao fety androany izao ary mirary ny soa sy ny tsara hatrany 🥰

Samy ho tahian’Andriamanitra daholo🙏

Photo 1 : 2010 🤪
Photo 2 : 2025 😎

14/05/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Teejoh Andriatiana, Aina Rahan, Synthia Andrianomena, Farhad Mohammed, Kiady Fiarovana, Lancia Raharison, Fanasina Notiavyna, Ëødïå Chrishÿ, Mia Cathalina, Balsam Mickacïah, Mamy Rahajason, Ny Aina Rakotoarindrina, Lor Enzo, Mie TahianHarisoa, Manovo Randriamisata, Prettÿ Rose Ashley, Ny Aiko Fihobiana Sarobidy, Tsiaro Ny Fity, Manalina Ranaivoharivelo, Scophilde Rjh, Raphinia Øg, Fÿh Wëndÿh, Annicka Nicka, Boü Ta, Ty-Ah Tovoniaina, Sesia Randria, Fitia Malala, Rakotondraibe Sedera

Bonsoir daholo🥰🎁Ireto indray ny arrivage-ntsika manaraka🤩🥰 Tissu Lycra🦋🛍️❤️Détails et prix sur chaque photo🥰
12/05/2025

Bonsoir daholo🥰🎁
Ireto indray ny arrivage-ntsika manaraka🤩🥰

Tissu Lycra🦋🛍️❤️
Détails et prix sur chaque photo🥰

Ireto no mpandresy  tamin'ilay lalaontsika farany teo🥳🥰🎁1)  Synthia Andrianomena  no voasarika tamin'ilay tirage ka naha...
07/05/2025

Ireto no mpandresy tamin'ilay lalaontsika farany teo🥳🥰🎁

1) Synthia Andrianomena no voasarika tamin'ilay tirage ka nahazo ilay salopette jean boyfriend + haut🥳🥰🎁
2) Sarah Valechat no nahazo réactions betsaka indrindra ka nahazo ilay crédit 5.000ar✨🥰🎁

Koa manasa anareo handefa hafatra miafina amin'ny pejy🥰🎁

Mankasitraka anareo izay nandray anjara rehetra ary aza miala alavitra fa mbola betsaka ny lalao ho ataontsika eto🥰🙏

Bonsoir daholo oohh🥰🦋Ity indray ny CADÔNTSIKA manaraka🥳🎀🛍️🥰1)🛍️🥰Salopette jean boyfriend + haut(hitantsika amin'ny sary ...
03/05/2025

Bonsoir daholo oohh🥰🦋

Ity indray ny CADÔNTSIKA manaraka🥳🎀🛍️🥰
1)🛍️🥰Salopette jean boyfriend + haut(hitantsika amin'ny sary ireo)🥳🦋
2) Crédit 5.000ar ✨🤩

Conditions du jeux :
1✨Abonneo ny page-ntsika 👍
2✨Inviteo ny amis atao « Tout sélectionner » ary « envoyer l’invitation » ary alefaso ao ny capture 🥰
3✨ Mentionneo ny namanao 5 hilalao🥰🥳
4✨ Partager-o en mode public ity publication ity🥰

Mercredi 07mai no faran'ny lalao🥳🛍️Ka ny voalohany ho atao tirage eto amin'ny pejy ary ny faharoa izay commentaire be réactions indrindra 🤩🥰

Mazotoa daholo ary milalaoooo!!!😚
N.B: Merci anareo izay nandray anjara tamin'ny arrivage-ntsika omaly🤩🦋🥳mbola misy dispo ihany koa ho an'izay mbola tsy nanjifa🎀🛍️

Hello les filles🥰✨🛍️🦋Arrivage mamikely🎀🎁Prix et détails sur chaque photo🥰Lieu de récupération: Ankadifotsy🥰Livraison pos...
02/05/2025

Hello les filles🥰✨
🛍️🦋Arrivage mamikely🎀🎁
Prix et détails sur chaque photo🥰

Lieu de récupération: Ankadifotsy🥰
Livraison possible à partir de 3.000ar🥰

Bonjour daholo 🫶Araka ny efa nampanantenaina antsika, dia androany no anomezana ilay cadeau ho n’ilay nandresy tamin’ny ...
29/04/2025

Bonjour daholo 🫶

Araka ny efa nampanantenaina antsika, dia androany no anomezana ilay cadeau ho n’ilay nandresy tamin’ny lalaontsika ( izay be réaction indrindra ny commentaire- any )

Noho izany, arahabaina i Noumena Fitiavana Monica 👏🎉

Aza misy miala lavitra fa ho avy ny lalao manaraka sy ny arrivage mora be 🥰

Bonne journée jiaby 😘

Coucou les filles ❤️Amin’izao andro tsy fiasana fa andraisan-karama izao dia faly aho hanolotra cadeau ho anareo 😅🎁👚Ireo...
23/04/2025

Coucou les filles ❤️

Amin’izao andro tsy fiasana fa andraisan-karama izao dia faly aho hanolotra cadeau ho anareo 😅🎁👚

Ireo akanjo ireo ilay izy 🥰

Olona iray izay mahafeno ny fepetra no omena azy io

1✨mi-j’aime ny page
2✨mi-inviter namana 4 hi abonner ny page ao am commentaire
3✨mi-partage en mode public ity pub ity

➡️Izay commentaire be réactions indrindra no mahazo azy ❤️🥰

Sady efa ho avy tsy ho ela ny vide dressing mora be à partir de 4000 ar fotsiny 🤪🛍️👗

Alefa ary ooo 😘😘

Address

Antananarivo

Telephone

+261341743505

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cadôntsika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share