30/08/2026
👠 « Fantatrao ve ? »
Ny kiraro slingback dia anisan’ireo kiraro mora ampifanarahana amin’ny fitafy maro. ✨
👗 Amin’ny robe → manome endrika kanto
👖 Amin’ny pantalon → manome endrika milamina sy manara-penitra
Ary ny loko n**e, grenat ary noir dia samy mora ampiarahina amin’ny fitafy. 🤎❤️🖤
Iza amin’ireo loko 3 no safidinao?
Misy model telo Samy hafa,
Prix mirary hatrany 55000 ar😍