13/08/2026
🍫🍭COMBO BONBON CHOCOLAT 🍫🍭
Rehefa mividy chocolat ianareo na dia Ilay 7000Ar aza dia efa afaka manjifa Ilay bonbon 2000Ar Miaraka aminy. 🥰
Ndao aloha mandroso any @ MP fa efa omenay anareo EN DÉTAIL anie Ilay bonbon eh!! 🍭🎊🛍️