Chic mod'Sisi

Chic mod'Sisi ❤️ ABONNEO NY PAGE❤️
🌺Personne n'en a assez,mais heureux sont ceux qui s'entraident 🌺

11/02/2026

Manahoana ianareo ao TOAMASINA ao?
Miray fo tanteraka aminareo any

14/01/2026

TSY TARA RAHA IZAO VAO HIRARY SOA HO ANAO SY NY ANKOHONANAO NOHO NY TAONA VAOVAO

11/10/2025

Fa mbola inona foana le MIPOKA ao ?
Heno ety NAMOTANA mihitsy😭😭😭😭

04/10/2025

Hampiadina isika samy malagasy 😭😭😭AZA MANAIKY TAMBAZANA OA FA NY HO AVY JERENA

😭😭😭😭
03/10/2025

😭😭😭😭

01/10/2025

⚠️ URGENT / SOS / MILA FANAMPIANA⚠️

🔸Misy ity naman-tsika ity anisan'ireo naratra mafy omaly 30/09/2025 nandritran'ny TOLONA izay natao teo Ambohijatovo (Tafiditry ny poti-by ao anaty masony),

🔸NIDITRA Hopitaly androany ka mila ny fanampian-tsika rehetra izay afaka manampy azy ireo 🥺

🔸Ny mombamomba azy :
🔹🔹Anarana : Andriananja Tambinomena
🔹🔹L3 Anthropologie
🔹🔹 Tél : 038 40 714 33 ▫️Ionimalala ( Anabaviny)
🔸Ny misy azy :
🔹🔹HJRA, Chambre 342, 3 ème étage

➡️Hoanareo izay afaka manampy azy ireo dia antsoy ny laharana

🔸Mankasitra anareo sahady izahay !


01/10/2025

Ny akizy ary mahalala tsara izay tokony ataonay sy teneniny

01/10/2025
29/09/2025
29/09/2025

‼️TSARA HO FANTATRA ‼️
RAHA SANATRIA ENAO KA VOASAMBOTRA ka entina any amin’ny biraon’ny polisy na zandary nohon’ny fihetsika heverina ho fandikan-dalàna na fitoriana nataon’olona anao, dia ireto ny ZO FOTOTRA ANANANAO mandritra ny fotoana hitanana na hanaovana famotorana anao, araka ny voalazan’ny lalàna :

• Zonao ny mahafantatra ny antony nisamborana anao. Toy ny karazana fandikan-dalàna iahiahiana anao, ny daty ary ny ora nitrangan’izany.

• Zonao ny mampilaza ny fianakavianao na ny namanao mba hampahafantaranao azy fa nosamborina ianao. Ny tompon’andraikitra mpanao ny famotorana dia manao izay azony atao hampitana izany vaovao izany amin’izy ireo.

• Ny olona akaiky anao dia manana zo hitondra sakafo sy fitafiana ary fanafody izay mety ilainao fa tsy maintsy hajaina ny ora voalazan’ny fandaminana.

• Mandritra ny fihainoana anao, raha tsy te hamaly ny fanontaniana ianao dia tsy azo terena hamaly. Na izany aza dia tsy maintsy tohizana ny famotorana ary tsy maintsy omenao ny mombamomba anao rehetra (anarana, fanampiny, adiresy, daty sy toerana nahaterahana).

• Raha vonona amaly ianao dia afaka ampiasaina amin’ny fiarovan-tenanao na ny fanenjehana anao ny fanambarana rehetra ataonao.

• Rehefa ho atao famotorana ianao dia azonao atao ny mangataka ny fanetrehan’ny mpisolovava alohan’ny fihainoana voalohany na fihainoana rehetra anao. Afaka misafidy izay mpisolovava voasoratra ara-dalàna ao amin’ny holafitry ny mpisolovava ianao hanatrika izany.

• Raha toa maniry ny fanatrehan’ny mpisolovava ianao, dia mitsahatra aloha ny fihainoana anao ary tsy manomboka indray raha tsy aorian’ny fahatongavany. Manana ora telo ny mpisolovava anao ahatongavany eo amin’ny toerana hanaovana ny hihainoana anao. Rehefa tonga ny mpisolovava anao dia manana 30 minitra ianao iresaka aminy alohan’ny fihainoana anao. Mandritra ny fihainoana dia zon’ny mpisolovava ny mametraka fanontaniana, ary alohan’ny hamaranana ny fihainoana anao dia manan-jo anao « observations », fanamarihana izy ho

Address

101
Anosizato

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chic mod'Sisi posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share